FJKM Imerinkasinina Fanasina - Pejy

FJKM Imerinkasinina Fanasina - Pejy Pejy ofisialin'ny Fiangonana Imerinkasinina

Manasa antsika rehetra ny sampana sekoly Alahady o!
28/05/2026

Manasa antsika rehetra ny sampana sekoly Alahady o!

10/05/2026

Ny Mpitandrina Anjara To Randrianantoanina sy ny Biraom Piangonana n'y diakona ny sampana ny zanak Ampielezana ny zanaky ny fiangonana ts ankanavaka Dia maneho fisaorana Feno

πŸ‘‰ANDRIAMANITRA MANOME FAMATARANA FA MOMBA ANTSIKA IZY

πŸ‘‰ ANTSIKA MINO REHETRA NANAIKY HO FIASAN NY FANAHY MASINA

πŸ‘‰NY ZANAKY NY FIANGONANA REHTR NOMEN ANDRIAMANITRA FAHAFANA MANATONA AZY

πŸ‘‰ISIKA NANAIKY HO TARIHIN FANAHY MASINA KA NAHALALA NY TOKONY ATAONTSIKA

TRATRA NY TANJONA ...NATAON I JESOA NIHOATRA AZA

HO AZY IRERY NY DERA LAZA NY VONINAHITRA
HO ANTSIKA KOSA NY FIADANANA

πŸ‘‰  10 mey 2026  πŸ‘ˆ
09/05/2026

πŸ‘‰ 10 mey 2026 πŸ‘ˆ

07/05/2026
12/04/2026

Finaritra πŸ˜‡

Hanatanteraka fitsidihana antsika zanaka am-pielezana ny Mpitandrina amin'ity volana ity ka ny any amin'ny faritra Atsimondrano iny no hanombohana izany ny talata 14/04 sy alakamisy 16/04 ho avy izao (Anjomakely, Iavoloha, Andoharanofotsy, Bevalala . . .)
Ny zoma 17/04 kosa dia ny manodidina an'Ambohitrakely, Andraisoro, Ambatomaro, Soamanandrariny . . .sns

Ho ampitaina miandalana eto iany ny fandaharam-potoana amin'ny herinandro manaraka

Sitraka indrindra raha misy zanak'ampielezana afaka hitari-dalana / hiaraka manatanteraka izany fitsidihana izany

Ho antsika izay maniry ny hifandray amin'ny Mpitandrina dia 0343352945 ny laharana

πŸ™ Samia ho tahin'Andriamanitra πŸ™

03/04/2026

Efa manomana ny :
Anjaratanrdify Jacob Randria
America Sun Sitraka
Fanoela Parson Andriantsilavo
Vonona Dimbiarijaona

Tongava hiara-hankalaza ny πŸ˜‡

09/01/2026

Samia mifanentana πŸ™

12/12/2025

Finaritra,
Aza adino ny fiombonam-bavaky ny zanaka am-pielezana amin'Alahady 14, amin'ny 9ora sy sasany no fanombohan'ny fotoana!

Ny Fiangonana dia manantitra ny fiarahabana an'i Tonia Sekoly Alahady, RAZAKARIVONY Charlot Patricien, noho ny amin'ny f...
15/11/2025

Ny Fiangonana dia manantitra ny fiarahabana an'i Tonia Sekoly Alahady, RAZAKARIVONY Charlot Patricien, noho ny amin'ny fankalazana ny faha 20 taona niasany
Mankahery hatrany amin'ny asa fanompoana tompoko πŸ™

Address

Anjeva

Telephone

+261343352945

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Imerinkasinina Fanasina - Pejy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category