26/08/2026
Fiadanana !
ππ’π¬π² ππ§ππ¨π§π² πππ₯π¨ (π) π₯ππ‘π’ππ π¦ππ‘πππ¨π§π π ππ§ππ¬π’π€π ππ¨π€π¨π§π² π‘π’π£π¨π«π¨ π―ππ―π¨π₯π¨π¦πππ₯π¨π§π. Fa androany aloha dia ny antony voalohany no hojerentsika vetivety.
π. πππ§π¨π¦π π―π¨π§π’π§ππ‘π’ππ«π ππ§'ππ§ππ«π’ππ¦ππ§π’ππ«π ππ¦π’π§'π§π² πππ§π€ππ₯ππ³ππ§π π§π² πππ‘πππ¨π€π’ππ§π²
Amin'ny lafiny teolojika, ny fijoroana ho vavolombelona dia mampitodika ny fijery hiala amin'ny olona ho amin'Andriamanitra. Ny fitantarana izay nataon'Andriamanitra dia misakana ny fanadinoana ara-panahy ary manambara ny fahalehibeazan'Andriamanitra amin'ny fiainana andavanandro.
π
π π―π¨ππ₯ππ³π π‘π¨π: Β« πππ§πππ«ππ¨ ππ§π² ππ¦π’π§'π§π² π£ππ§ππ’π₯π’π¬π π§π² π―π¨π§π’π§ππ‘π’π§π², ππ«π² ππ§π² ππ¦π’π§'π§π² ππ’π«ππ§ππ§π π«ππ‘πππ«π π§π² πππ‘ππ ππ ππ§π ππππ¨π§π². Β» (πππ₯ππ¦π¨ ππ:π)
ππ‘πππ«π ππ¬ππ«π ππ¨ ππ¦π’π§'π§π² πππ’ππ¨π₯π²: Ilay lehilahy nafahana tamin'ny demonia maro tany amin'ny tanin'ny Gadarena. Tsy nitondra azy niaraka taminy i Jesosy, fa nanome azy iraka mazava: Β« ππ¨ππ’π π’π‘ππ§π² ππ§π² ππ§-ππ«ππ§π¨π§ππ¨ π‘π¨ ππ§π² ππ¦π’π§'π§π² π‘ππ―ππ§ππ¨, π€π π₯ππ³ππ¨ ππ¦π’π§π² π’π³ππ² π³ππ―πππ«π π₯ππ‘π’ππ π§ππππ¨π§'π§π² ππ¨π¦π©π¨ πππ¦π’π§ππ¨ π¬π² π§π² π§ππ¦π’π§ππ«ππ§π² ππ¨ πππ¦π’π§ππ¨. Β» (πππ«π€π π:ππ). Nanome voninahitra ny famindram-pon'Andriamanitra tao Dekapoly manontolo ny fitantarany.
(Ho anao izay te hijoro vavolombelona dia afaka mandefa izany ao amin'ny hafatra miafina amin'ny alalan'ny soratra na feo.)