FLM Andranovory

FLM Andranovory Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FLM Andranovory, Christian church, FLM Andranovory, Andranovory.

01/03/2025
[Alahadin'ny Trinite]Nanamarika ny alahadin'ny trinite teto amin'ny FLM Andranovory Fiadanana ny fandraisana an'ireo kao...
12/06/2022

[Alahadin'ny Trinite]
Nanamarika ny alahadin'ny trinite teto amin'ny FLM Andranovory Fiadanana ny fandraisana an'ireo kaofirmasiona.

Isaonarana ilay Andriamnitsika ary arabaina ireo zanatsika fa nahazo ny laharana voalohany tamin'ny fifaninanana hira te...
04/06/2022

Isaonarana ilay Andriamnitsika ary arabaina ireo zanatsika fa nahazo ny laharana voalohany tamin'ny fifaninanana hira teto amin'ny SPANTA.

[Fetin'ny Filazantsara 2020]Nanamarika ny fankalazana n'y fetin'ny Filazantsara tamin'ity taona ity teto amin'ny FLM Fia...
01/11/2020

[Fetin'ny Filazantsara 2020]
Nanamarika ny fankalazana n'y fetin'ny Filazantsara tamin'ity taona ity teto amin'ny FLM Fiadanana Andranovory ny fanokanana ireo katekomena sy konfirmanda. Ary teo ihany koa ny kristiana anankiray noraisina ho ato amin'ny sahan'ny FLM.
Mianadahy ny katekomena, 11 lahy sy 13 vavy ireo noraisina konfirmasiona.

Horonan-tsary vaovao an'ny Kerobima Fiadanana
20/10/2020

Horonan-tsary vaovao an'ny Kerobima Fiadanana

Mila miara mivavaka hoan'ny Gasikara isika

11/07/2020

[FILOHAN'NY FLM]
"Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray." Jaona 11:25.
Nantsoin'ny Ray hody any aminy anio 11 jolay 2020 tamin'ny 9 ora sy sasany alina ny filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy dia ny Pastora Dr RAKOTONIRINA David.
Mankahery antsika rehetra ary mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana rehetra.

[Fanompom-pivavahana]
19/04/2020

[Fanompom-pivavahana]

09/04/2020

[Fihibohana]
Isaorana Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina fa mbola nomeny tombon'andro isika rehetra.
Ampahatsiahivina isika kristiana rehetra ny amin'ny hanaovana fotoam-pivavahana isam-pianakaviana amin'izao fihibohana izao.
Ny trano fiangonantsika no mihidy fa ny fiangonana dia misokatra mandrakizay amin'ny alalan'izany fotoana ataontsika izany sy ny firaisantsika amin'i Jesosy.
Hentanina ny isam-pianakaviana eto anivon'ny FLM Fiadanana Andranovory mba hampiasa ny vatan-drakitra nozaraina ho fampamdrosoana ny asam-panompoana fa haorina izy ireny rehefa tapitra izao fihibohana izao.
Ary hamafisina ny fanentanana antsika ny hitondrantsika ambavaka izao fitsapana diavintsika izao.
Jesosy Kristy Tompotsika anie homba antsika rehetra.

Address

FLM Andranovory
Andranovory
101

Telephone

+261320761664

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Andranovory posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FLM Andranovory:

Shortcuts

Share