FJM Vohitsarahasina

FJM Vohitsarahasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJM Vohitsarahasina, Christian church, Vohitsarahasina Anosibe Trimoloharano, Andramasina.

06/11/2019

Ho voninahitr'Andriamanitra, ny Fiangonana JESOSY MAMONJY ao Vohitsarahasina, Commune Anosibe Trimoloharano, Distr Andramasina, dia nahazo tany. Ny Mpanompon'Andriamanitra mpiandraikitra ao an-toerana dia manana vesatra ny hanatanteraka fanorenana TRANO FIVAVAHANA ka manainga izay rehetra te hanohana mba hiara-misalahy aminy. Afaka mandray anjara: na vola (MVola 034 90 036 07 na Airtel Money 033 78 706 52) na matériels. Hisy tatitra an-tsipirihany isan-kenrinandro mikaisika zavatra 3 loha: 1 - Vola (na matériels) voaray. 2- Vola nampiasaina. 3 - Fivoaran'ny asa fanorenana.
Refin'ny trano : 18 x 10m. Ny devis dia ho lazaina tsy ho ela

Mankasitraka sahady ny fiaraha-mientana ho an'ny Tompo.

Rah RAZANAJATOVO Ignace Philbert

Address

Vohitsarahasina Anosibe Trimoloharano
Andramasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJM Vohitsarahasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share