AFIF - Antson'ny FIFohazana

AFIF - Antson'ny FIFohazana "Hitory ny anaranao amin'ny rahalahiko aho;Eo anatrehan'ny fiangonana no hiderako Anao" Antokom-pihira Antson'ny Fifohazana

Tonga indray ny fotoana e😊Manasa anao hanotrona anay🙏
13/11/2024

Tonga indray ny fotoana e😊
Manasa anao hanotrona anay🙏

23/06/2024

Fiadanana e!
Ho fanatanterahana ny irak'i JESOA KRISTY ny amin'ny hitoriana ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra dia ho avy any aminareo any Miandrirahona Soavinandriana Itasy any izahay atsy ho atsy.
Efa anaty fanomanana tsara izahay ary indro ary santionany kely nandritra ny famerenana.

Ho an'ANDRIAMANITRA irery ihany ny voninahitra.

P***A 2024EFA NITSANGANA IZY; TSY ATO IZYMarka 16:6b
31/03/2024

P***A 2024

EFA NITSANGANA IZY;
TSY ATO IZY

Marka 16:6b

  abidy. Fisaorana sy anatra nataon'izay efa novonjena tamin'ny fahoriana nanjo azy. Nataon'i Davida tamin'izy nody adal...
18/03/2024

abidy. Fisaorana sy anatra nataon'izay efa novonjena tamin'ny fahoriana nanjo azy. Nataon'i Davida tamin'izy nody adala teo anatrehan'i Abimeleka, dia noroahiny ka lasa nandeha. # Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho; ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy. — Salamo 34 : 1

03/03/2024

Satria malala eo imasoko ianao, eny, be voninahitra ianao sady tiako, ...
— Isaia 43 : 4

Finaritra e!Manonona ny fiadanan'IZY TOMPO amintsika mpanaraka ny pejy.Tonga ny fotoana hiaonantsika indray.Daty: Alahad...
11/11/2023

Finaritra e!
Manonona ny fiadanan'IZY TOMPO amintsika mpanaraka ny pejy.

Tonga ny fotoana hiaonantsika indray.
Daty: Alahady faha 19 Novambra 2023
Toerana: FJKM Andraisoro Kristy Fehizoro
Ora: manomboka amin'ny 03 ora sy 09 minitra (Tsy diso)

Hiaraka isika hiaina ny tantara an-dampy nampitondraina ny lohateny hoe "HAZO FIJALIANA"
Hiaraka ihany koa isika hihira sy handihy ho fiderana sy fankalazana an'Andriamanitra.

Aza adinoina ary ny fotoana e! Dia manantena antsika ny Tompo fa te hizara hafatra sy fiainana be dia be ho antsika.
Taomy ny namana aman-tsakaiza

29/07/2023

Address

Andraisoro
101

Telephone

+261348552958

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AFIF - Antson'ny FIFohazana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share