VAHAO NY OLOKO - Jerosalema Ankaraobato

VAHAO NY OLOKO - Jerosalema Ankaraobato VAVAKA - TENIN'ANDRIAMANITRA - FAMPIANARANA - DELIVRANCE

02/09/2026
📢VAVAKA AN-TENDROMBOHITRA📢🙏🏻📅Talata 4 Aogositra ho avy izao🕣@ 8 ora sasany maraina 🔺Hanasana antsika rehetra tsy ankanav...
28/07/2026

📢VAVAKA AN-TENDROMBOHITRA📢🙏🏻
📅Talata 4 Aogositra ho avy izao🕣@ 8 ora sasany maraina
🔺Hanasana antsika rehetra tsy ankanavaka
✅HISY VAVAKA MATANJAKA
✅TORITENY MAFONJA
✅FIDERANA
❌Aza atao misy antony tsy ahatongavanao
Eny @ tendrombohitr malaho bevalala indray ary ny fotoanantsika an

🔥 AZA ADINO ILAY FOTOANA LEHIBE ANDROANY ANOVOZANTSIKA HERY 🔥💥  45 eto JEROSALEMA ANKARAOBATO 💥
23/06/2026

🔥 AZA ADINO ILAY FOTOANA LEHIBE ANDROANY ANOVOZANTSIKA HERY 🔥
💥 45 eto JEROSALEMA ANKARAOBATO 💥

FOTOAM-BAVAKA ISAKIN'NY ALAKAMISY @12 ORA ETO JEROSALEMA ANKARAOBATO
20/05/2026

FOTOAM-BAVAKA ISAKIN'NY ALAKAMISY @12 ORA ETO JEROSALEMA ANKARAOBATO

Fotoam-bavaka isakin' ny Alakamisy @12 ora :     -Vavaka     -Toriteny     -Fiderana     - Délivrance lehibe anafahana a...
13/05/2026

Fotoam-bavaka isakin' ny Alakamisy @12 ora :
-Vavaka
-Toriteny
-Fiderana
- Délivrance lehibe anafahana anao
- Koa manasa anao maniry ny ho afaka sy te hitombo hery ho avy tompoko
JEROSALEMA ANKARAOBATO

REUNION CHARISMATIQUE Isakin'ny Talata @5 ora hariva.  JEROSALEMA ANKARAOBATO
04/05/2026

REUNION CHARISMATIQUE
Isakin'ny Talata @5 ora hariva.
JEROSALEMA ANKARAOBATO

Address

Ankaraobato Antananarivo
Andoharanofotsy
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VAHAO NY OLOKO - Jerosalema Ankaraobato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share