Feo sy Tsantan'Iavoloha-FITIA

Feo sy Tsantan'Iavoloha-FITIA Fizarana sy fitoriana an-kira ny Filazantsara
Partage et prêche de l'Evangile

Fiadanana eVita soa ny tafika masina lehibe izay nataonay tany  faritra Ambatondrazaka sy ny manodidina iny ka dia manan...
18/08/2026

Fiadanana e

Vita soa ny tafika masina lehibe izay nataonay tany faritra Ambatondrazaka sy ny manodidina iny ka dia manantitra ny fisaorana ngeza be ho an'ny :
Ny mpitandrina sy biraom-piangonana FPVM FITIAVANA IAVOLOHA
Ny fiangonana FPVM FITIAVANA IAVOLOHA
Ny diakona mpiahy sy ny RAD am-panahy rehetra ao @ sampana
Ny mpikambana FITIA (Afafi Iavoloha rehetra) rehetra
Ny FPVM Ny Andon'ny Maraina Ambatondrazaka nampiantrano
Ny FPVM adingadingana
Ny mpanohana rehetra tsy ankanavaka.
Ny mpanohana rehetra tsy ankanavaka, izay tena maro dia maro

Ary farany sady lehibe indrindra dia i Jesosy Kristy ilay Tompon'ny asa.

Voamarina hatrany ilay teniny hoe "Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana" I Kor 16:14

Ho antsika rehetra izay handeha tafika masina e, mila fanomanana izany mba hahomby.
06/07/2026

Ho antsika rehetra izay handeha tafika masina e, mila fanomanana izany mba hahomby.

Bonne année 2026 daholo e, mirary ny tsara sy soa rehetra ho antsika eo ambany fahasoavan'i Jesosy.Mampirisika antsika f...
01/01/2026

Bonne année 2026 daholo e, mirary ny tsara sy soa rehetra ho antsika eo ambany fahasoavan'i Jesosy.
Mampirisika antsika foana Jesosy hanaovantsika ny asany mihoatra'ny izay efa vitatsika.
Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana. I Kor 16:14

Address

Iavoloha
Andoharanofotsy
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feo sy Tsantan'Iavoloha-FITIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share