Fanilon'i Madagasikara eto Andapa

Fanilon'i Madagasikara eto Andapa Fanilon'i madagasikara "miara-dalana, miara-tody lavitra,ho an'ny ankizy vavy sy ny tontolony"

24/04/2022

Akor ab eeee
Milamigny zala miaraka @ FIM ay.
Lasy TSIMOKA tany Diego
Fanilo ve milay?????

Arabaina ab atsika jiaby tratrany paka eeeeEnga anie izao fandresen'i JESOA ny fahafatesana izao dia hanome fo vaovao sy...
17/04/2022

Arabaina ab atsika jiaby tratrany paka eeee
Enga anie izao fandresen'i JESOA ny fahafatesana izao dia hanome fo vaovao sy Madio ary fanantenana ho antsika. Samia hitombo finoana ihany koa atsika.
💞💞💞tiako ny AHY ka tsy hatakaloko💞💞💞 FIM ❤❤❤💯

Isaorana Andriamanitra fa vita soamantsara ny fankalazana ny 22 février ny FIM eto Andapa zay natao tany Belambo lokoho....
01/03/2022

Isaorana Andriamanitra fa vita soamantsara ny fankalazana ny 22 février ny FIM eto Andapa zay natao tany Belambo lokoho.
Nahafinaritra eeeee

Miarahaba ny scout  jiaby eee tratran'ny 22 février
23/02/2022

Miarahaba ny scout jiaby eee tratran'ny 22 février

FSM miray hina.
23/02/2022

FSM miray hina.

Ho av zao ny 22 février Tsara raha mba mahay ny momba momba ny fikambanana ntsika bebe kokoa atsika
10/02/2022

Ho av zao ny 22 février
Tsara raha mba mahay ny momba momba ny fikambanana ntsika bebe kokoa atsika

Address

Andapa
205

Opening Hours

Monday 06:00 - 06:00
Tuesday 06:00 - 06:00
Wednesday 06:00 - 06:00
Thursday 06:00 - 06:00
Friday 06:00 - 17:00
Saturday 06:00 - 06:00
Sunday 06:00 - 06:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanilon'i Madagasikara eto Andapa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share