17/02/2025
Tontosa omaly Alahady 16 febroary ny fiarahabana tratry ny taona 2025 teo @ mpikambana Stk Fanilo βΊ
Misaotra ny Tompo fa afaka niaraka nifaly sy nifampirarisoa ny rehetra.
Mirary taona Zina ho anao izahay π
Misokatra ho an'ny fiaraha-miasa rehetra ny STK Fanilo. Aza misalasala mifandray aminay mivantana.