Toby Anglikana Ampasimanjeva

Toby Anglikana Ampasimanjeva Ramatoa Rahelisoa Honorine no loharano nipoiran’ny asa tao amin’ny Toby. Toby Anglikana voalohan

23/08/2024

Miarahaba antsika @ anaran Jeso.
Tonga indray ny fankalazana ny faha 18 taonan ny TOBY FAMONJENA AMPASIMANJEVA MANAKARA.
"Ka miorena tsara @ finoana ianareo" Ï Petera 5:9b.io no teny faneva @ ity taona ity.
Misy ny fampianarana maro horaisina @ io fotoana io
Ny alarobia 28 Aogositra 2024 no fanonkafana izany ary hofaranana ny 01 sept 2024.
Ny ekipan'ny mpizaika avy ao @ fiangonana Trinité Masina Avaratranjoma dia hiainga ny 26 août ;miisa 29 miandahy izy ireo.
Aoka ny vavak isika ho an izao fankalazana izao.

27/09/2022

MESSE LITURGIQUE ANGLICANE 2
'Miambena ary Mivavaha mandrakariva mba hahery ianareo ao amin'ny Tompo' - Lioka 21.36



11/09/2022

Omena antsika eto tsy ho ela ireo nandray anjara t@fampiofanana,izay hisaorana betsaka,satria tena nampiakatra s'y namelombelona n'y fiainam-panahy.Rehefa mba nanao sondage teny ho eny izahay dia n'y teny nolazaina izy ireo dia tsy maty antoka ,nandany vola sy fotoana,ary na nenina raha tsy nandeha.Hitaona olona sy ny ankohonany ,ARY IANAO IO AHOANA??? TIA ANAO JESOA!!.Voninahitra dia ho an Andriamanitra irery ihany.

Nisy teo  teo no notokanana ho mpiandry ,ary 7 no raisin-tanana ho mpiomana taona faha 2
11/09/2022

Nisy teo teo no notokanana ho mpiandry ,ary 7 no raisin-tanana ho mpiomana taona faha 2

Faniriana ny hanitarana ny fiangonana raha sitrapon Andriamanitra, fa maro be ireo tsy tafiditra fa teny antokontany.
11/09/2022

Faniriana ny hanitarana ny fiangonana raha sitrapon Andriamanitra, fa maro be ireo tsy tafiditra fa teny antokontany.

Ny sary alohan'hiaingana sy ny fanaovana procession  .maro be ireo vahoakan Andriamanitra  lasa mialoha(tsy nilatra) fa ...
11/09/2022

Ny sary alohan'hiaingana sy ny fanaovana procession .maro be ireo vahoakan Andriamanitra lasa mialoha(tsy nilatra) fa sao tsy mahazo toerana.

Naka sary kely niaraka t@Rev LIVa mivady sy Doyen Flobert ireo mpiandry Avaratranjoma, Dtoa Rivo no tsy teto fa sahirana...
11/09/2022

Naka sary kely niaraka t@Rev LIVa mivady sy Doyen Flobert ireo mpiandry Avaratranjoma, Dtoa Rivo no tsy teto fa sahirana mandamina n'y entany ireo mpizaika hody

Tsy diso anjara n'y ankizy,teo zoky isany Nivo sy Line(avy any Avaratranjoma ) nandray azy ireo koa
11/09/2022

Tsy diso anjara n'y ankizy,teo zoky isany Nivo sy Line(avy any Avaratranjoma ) nandray azy ireo koa

Nangetaheta n'y hitombo ireo vahoakan Andriamanitra, mihaino tsara,mandray noty izay mandray,feno n'y trano
11/09/2022

Nangetaheta n'y hitombo ireo vahoakan Andriamanitra, mihaino tsara,mandray noty izay mandray,feno n'y trano

Misaotra  an Andriamanitra lehibe fa na dia nandalo fotoan- tsarotra aza ny toby (faharavan cyclone,fahamaizana),dia ind...
08/09/2022

Misaotra an Andriamanitra lehibe fa na dia nandalo fotoan- tsarotra aza ny toby (faharavan cyclone,fahamaizana),dia indro fa nijoro ,naneho ny voninahiny Andriamanitra.
Tontosa soa aman-tsara ihany koa ny fankalazana ny isan-kerintaona faha 16 n'y Toby. Olona maro be manerana ny lafy valon Nosy no nanatrika izany ,eny, hatr@havana avy any dilambato ,izay nitondra fampianarana.Hisaorana be dia be ireo nitondra fampianarana.
Tsy very maina tokoa ,fa afaka nigoka,nandray fampianarana,nanovo hery,nanavao fanoloran tena sy nanao fanenkena hoe "INTY AHO.IRAHO AHO"Isaia 6:8b izay teny faneva t@ity taona ity ho entina indray hiasana ,hanantanterahana ny baiko Jesoa hoe "koa mandeha ianareo ka ataovy mpianatro ny firenena rehetra " koa alao hery ,andao hifanohana entina hampandrosoana ny fanjakany, Azy ny asa ."
Mirary soa ho antsika mandrakariva

19/08/2022

MITSANGÀNA, HAKA HERY, MBA HATANJAKA, ARY HO TENA HIHAMAFY NY HERIM-PINOANA ANÀNANAO !
~~~~~~~~~ © ~~~~~~~~~~
(Isan-taonan'ny fihavaozana( fifohazana )fanovozana hery, fa tsy fitsangatsanganana na fizahana taratra)

- Fantantsika rehetra fa fotoan-dehibe izay tsy misy toa azy ny isan-taonan'ny Toby Anglikana Ampasimanjeva - Fotoam-panovozana Hery mba ho enti-miaina maharitra amin'ny toerana misy antsika tsirairay avy izany isantaona izany !
- Miasa ao @ Toby mandraka ankehitriny Jesoa Kristy, ary tsy miova ny Heriny omaly sy anio ary Mandrakizay.
- Ny tsy ampy mandrakariva dia ny fahaizantsika mihazona ny Hery vaovao azo sy anànantsika.
- Ahoana anefa ny fomba hihazonana azy ?
Mahay mihaino sy mandray fampianarana tsara ka mampihatra avy hatrany ny azo, manomboka any @ Toby, @ Fijoroana ho Vavolombelona sy ny fifanakalozan-kevitra izany amin'ny namana hita rehetra any.
- Aim-panahy ivelomana sy fiainam-bavaka, ary firaisan'aina amin'I Jesosy Kristy Tompo anaty isanandro no tombontsoa voalohany.
- Na ny ainao aza dia hahatsiaro ho tena velona sy sambatra amin'ny Tenin'Andriamanitra izay hanina isanandro, ary ho mandeha hoazy sy ho fifaliana ho anao ny fifadian-kanina eo amin'ny fihainoana ny Tenin'Andriamanitra Torina.
- Zava-dehibe ihany koa anefa ny miaina azy eo anivon'ny fifaneraseran'ny samy fiombonan'ny olona Masina any amin'ny Toby (ivelomana eny @ fifaneraserana ny Teny, mifanakalo hevitra ka manakatra ny halalin'ny hevitrin'ny Teny, miaina azy @ fifanajana,@ firaisam-po, mifankafantatra tsara, mifampitondra izay mahavesatra ao anaty dinika tsiambaratelo, mifampitondra ny fiainana am-bavaka).
- Mifampitaiza sy mifampikarakara tsara isika rehefa tonga eny amin'ny Toby Masina eny. Tsy mifananatra, fa mifameno. Raha mahatsiaro ho miakatra isika amin'ny tanjantsika aram-panahy dia zarao @ namantsika ny antony, ary mijoroa Vavolombelona, fa aza mihevitra ho mahay, na tian'I Jesoa kokoa noho ny namantsika.
- Mihafia @ fanetren-tena sy mianatra miaritra hatsiaka, hanoanana, ets

16/08/2022

Miarahaba antsika Jeso
Efa nalefa teto ihany ,ny fisokafan'ny fisoratan 'anarana ho an ireo mikasa hamonjy ny fankalazana ny faha 16 taona ny Toby Anglikana . Ampasimanjeva.
Mbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana hatr@21 Aogositra.
Ny alatsinainy 29 Aogositra maraina no fiaingana ao Avaratranjoma. Fiverenana n'y 04 septembre 2022.
Saran-dalana 100.000ar mandroso sy miverina.Misaotra, samy ho tahin Tompo.

Address

Ampasimanjeva

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toby Anglikana Ampasimanjeva posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share