Aigle de Dieu

Aigle de Dieu Ny kotrok'orana fito no manome Ny finoana ho an'ny fampakarana

24/05/2026

Fivoriana 5 - Mini Convention Amparafaravola Mai 2026

23/05/2026

Fivoriana 4 - Mini Convention Amparafaravola

23/05/2026

reunion 3 - partie 2

23/05/2026

Fivoriana 3 - MINI CONVENTION MAI 2026

22/05/2026

REUNION 1 AMPARAFARAVOLA

19/05/2026

I Korintiana 13 : 4 Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo,

5 tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otri-po,

6 tsy mifaly amin'ny tsi-fahamarinana, fa miara-mifaly amin'ny fahamarinana kosa,

7 mandefitra* ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra, maharitra ny zavatra rehetra. [* Na: manarona]

8 Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay;

πŸŽ™οΈ : Pasteur CΓ©dric Ngamba
Convention Madagascar 2025

MINI CONVENTION NΒ° 2TONGA NY ORA HITSANGANANAO RY AMPAKARINA OMEGA ....πŸ’―πŸŒˆ HAMITA NY VALIFATIN'I JEHOVAHISAIA 61 : 1-2" N...
11/05/2026

MINI CONVENTION NΒ° 2

TONGA NY ORA HITSANGANANAO RY AMPAKARINA OMEGA ....πŸ’―πŸŒˆ HAMITA NY VALIFATIN'I JEHOVAH

ISAIA 61 : 1-2

" Ny Fanahin'i Jehovah Tompo no ato amiko, satria Jehovah efa nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hahasitrana* ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin'ny babo sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava, [Heb. hamehy]

2 Hitory taona ankasitrahan'i Jehovah sy andro famalian'Andriamanitsika, hampionona ny malahelo rehetra,

πŸ‘‰ Manome fotoana anao
πŸ—“οΈ: 22-23-24 Mai ho avy izao.

🌐 : Maritampona - Amparafaravola

SHALOM ARY TONGAVA HANDRAY NY ANJARANAO

26/04/2026

Moment d'adoration avec bro Rado.
🎢 : Tonga mba hidera aho / je viens pour te louer
God bless you πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯

23/04/2026

πŸ‘‰Miova avy amin'ny voninahitry ny fisoronana aronika ho amin'ny voninahitry ny fisoronan'i Melkizedeka.

Ny fisoronan'i Melkizedeka dia Ilay MPANJAKA sady mpisorona no mamoaka ireo zanaka toetra an'i Elohim , tao amin'ny fisainany.
Ireo zanaka toetra ireo no hany tokana ho Tonga eo amin'ny fahaterahana indray, fanangan'anaka ara-panahy ary ny fananganan'anaka ara-batana. πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯

Ny fananganan'anaka ara-batana no handrasan'ny zava-boahary fatratra ankehitriny.

Ireo zanaka toetra an'i Elohim ireo no hamita ny valifatin'i Jehovah. πŸ’―

Apokalipsy 12 : 5

ary niteraka zazalahy izy, izay efa hanapaka* ny firenena rehetra amin'ny tehim-by; ary ny zanany novonjena faingana nakarina ho any amin'Andriamanitra, dia ho any amin'ny seza fiandrianany

Romana 8

22 Fa fantatsika fa izao zavatra ary rehetra izao dia miara-misento sy miara-marary toy izay efa hiteraka mandraka ankehitriny;

23 ary tsy izany ihany, fa isika koa, na dia manana ny voaloham-bokatry ny Fanahy aza, isika aza dia misento ato anatintsika, miandry ny fananganan'anaka, dia ny fanavotana ny tenantsika.

πŸŽ™οΈ : Pasteur Avotra Shekinah Rakotomalala

Address

Amparafaravola

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aigle de Dieu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share