Koraita Amparafaravola

Koraita Amparafaravola Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Koraita Amparafaravola, Amparafaravola.

"KORAITA" dia antokom-pihira advantista eo amin'ny distrika Amparafaravola, izay niforona nanomboka ny taona 2003 nohon'ny fangatahan'i Pasitora Désiré Rakotoarisoa, ary mbola mijoro 19 taona aty aoriana, ho feno 20 taona amin'ny taona 2023

24/12/2025

KORAÏTA (Amparafaravola) vol #1 - Fa toy izao (no nitiavan'Andriamanitra) !
A/C: Daniel
Efa somary tranainy ny sary, fa ny tonony kosa dia vaoao mahafaly mandrakariva!

08/06/2025
24/06/2023

Hira vavaka ho an'ny Tanindrazana:
"Ity Gasikarako ity!"
Araho indray ary!
Dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra!

15/01/2023

Horonan-tsary iray tranainy, notsoahina tamin'ny volume-1 navoaka ny taona 2014. Tononkira nindramina, notsoahina avy ao amin'ny Salamo nataon'i Asafa, Salamo 73:25-28
"Iza no ahy any an-danitra? ary tsy misy ety ambonin'ny tany iriko tahaka Anao. Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra. ..."
Aza adino ny manasa ireo namana hanaraka ny pejy.

Sabata 30 Desambra: Famaranana ny kaoferansa fitoriana teo Maromena Amparafaravola niarahana tamin'i Pasitora Prisque sy...
12/01/2023

Sabata 30 Desambra: Famaranana ny kaoferansa fitoriana teo Maromena Amparafaravola niarahana tamin'i Pasitora Prisque sy ny Antokom-pihira Koraita. Ny antokom-pihira moa dia hiroso amin'ny fankalazana ny faha-20 taonany amin'ity taona 2023 ity!

Address

Amparafaravola
504

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koraita Amparafaravola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share