Yandroy hoan'i Kristy

Yandroy hoan'i Kristy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Yandroy hoan'i Kristy, Christian Science church, Ambovombe Androy, Ambovombe.

15/07/2025
23/07/2023

GATHERING 2023
GATHERING OF POWER

Fifaliana lehibe ho an'ny FIANGONANA ZIONA MAHAFINARITRA MADAGASCAR

Ny manasa anao amin'ny FIHAONAMBE NASIONALY,
GATHERING OF POWER,
FIHAONAMBEN'NY HERY,

Izay hotanterahina eto Antananarivo,
Ny 11-12-13 AOGOSITRA IZAO
Ao amin'ny ESPACE L'ARANCIA MANDROSEZA,

Ho vahinintsika amin'izany ireto lehilahin Andriamanitra goavana ireto:

1)BISHOP PATRICK ANDRIANARIVO,avy amin'ny EGLISE EVANGELIQUE SHINE

2)PASTEUR EDDIE RABESOELINA,avy ao amin'ny Fiangonana LOVE CHAPEL

3)BISHOP LALAINA ANDRIAMISOLO,avy amin'ny Fiangonana FCI,Foyer Chrétien International

4)PASTEUR AINTSOA RAZAFIMANDRATO,avy ao amin'ny FIANGONAN'NY FINOANA

Koa manasa antsika rehetra handrombaka fahasoavana amin'ireo andro ireo.

Feno voninahitra tompoko

07/07/2023

Mahasoa anao ny fifandimbiasan'ny mamy sy mangidy eo amin'ny fiainanao 🙏💖🙏. Aoka ho mahery mandrakariva 🥰.

28/06/2023

Address

Ambovombe Androy
Ambovombe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yandroy hoan'i Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share