Vovonan'ny Tanora katolika Diôsezy Ambositra VTKDA

Vovonan'ny Tanora katolika Diôsezy Ambositra VTKDA lty pejy lty dia pejy natao hifampitana vaovao sy hifaneraseran'ny tanora katolika Eto anivon'ny diocèse Ambositra!

Ny Ascension doyenné Afovoany Diocèse Ambositra, Ankasitrahana isika rehetra fa nahafinaritra ny fety 🤗 Jean Pierre Fils...
15/05/2026

Ny Ascension doyenné Afovoany Diocèse Ambositra, Ankasitrahana isika rehetra fa nahafinaritra ny fety 🤗

Jean Pierre Fils Ratsimbazafy
Andriamparany Razafiasimbola
Victor Ravonjinirina

Nifamontoana teny amin'i P. Max sy tao amin-dry Masera Jeanne Delanoue Ambinitsoa ireo tanora sy Pretra ary Diakra eto amin'ny Vondrona Afovoany, Diôsezy Amb...

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=122100823137165707&id=61584971210885
13/03/2026

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=122100823137165707&id=61584971210885

🏍️ Te handeha hitsidika toerana sady tehahazo fahafinaretana ve ianao?
Ity misy moto matanjaka sy azo ampiasaina amin’ny toerana rehetra !

✔️ Tsara ho an’ny lalana rehefa handeha any Antsirabe na Fianarantsoa
✔️ Mety tsara amin’ny tanàna
✔️ Tena mety raha handeha any ambanivohitra

Na ho an’ny fitsangatsanganana, na handeha hitsidika toerana vaovao, na koa ho an’ny fahafinaretana mitondra moto fotsiny, dia mifanaraka amin’ny karazana lalana rehetra ny moto anay.

📍 Azo hofaina
📩 Mandefasa hafatra privé raha te hanao réservation

Address

Ambositra

Telephone

+261340775497

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vovonan'ny Tanora katolika Diôsezy Ambositra VTKDA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share