Chorale Emeralda Amongy Lazza fiderana

Chorale Emeralda Amongy Lazza fiderana Miderà an'i Jehovah amin'ny apongatapaka sy ny dihy

STK EMERALDA 45 taona🥰🥰🥰🥰
05/01/2024

STK EMERALDA 45 taona🥰🥰🥰🥰

Misaotra antsika rehetra nanotrona ny fampisehoana izay niarahana t@ groupe Ny Fanasina androany. Ho an'Andriamanitra ir...
17/04/2022

Misaotra antsika rehetra nanotrona ny fampisehoana izay niarahana t@ groupe Ny Fanasina androany. Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra!

FALY miarahaba an'i Patrick sy Zo @ izao fanamasinana ny fanambadian'izy ireo izao. Mahareta tokantrano ary aza misaraka...
11/12/2021

FALY miarahaba an'i Patrick sy Zo @ izao fanamasinana ny fanambadian'izy ireo izao. Mahareta tokantrano ary aza misaraka @ Jesoa kristy lohan'ny fiangonana.

Misaotra Jesoa fa nomenao lesona betsaka izahay ho entina mifampitaiza.
15/10/2019

Misaotra Jesoa fa nomenao lesona betsaka izahay ho entina mifampitaiza.

Finaritr indrindr ô...mila mitandrina ihany isika @ izao orana betsaka izao an! D aoka tsy himenomenona  fa isaory an'ny...
23/01/2019

Finaritr indrindr ô...mila mitandrina ihany isika @ izao orana betsaka izao an! D aoka tsy himenomenona fa isaory an'ny Tompo ny zavatra rehetra, satria hoy Izy..misaora @ zavatra rehetra misaora fa aza manozona.

misaotra antsika rehetra nanotrona ny fandraisan.tanana ny mpitandrina mianakavy. Ho mpiara.miasa aminy tokoa anie isika...
29/10/2018

misaotra antsika rehetra nanotrona ny fandraisan.tanana ny mpitandrina mianakavy. Ho mpiara.miasa aminy tokoa anie isika.

Ekipa mafana FO
19/10/2018

Ekipa mafana FO

Vita soa amantsara ny famonjena ny fivorian'ny sampana valo ato @ Fjkm isaorana ny Tompo izany. ireo izahay no nisolo te...
28/04/2018

Vita soa amantsara ny famonjena ny fivorian'ny sampana valo ato @ Fjkm isaorana ny Tompo izany. ireo izahay no nisolo tena ny stk.

17/02/2018

ilazàna isika mpikambana rehetra fa miditra @7 ora maraina ny fanompoampivavahana rahampitso 18/02/2018.NY. tenue dia aube Fotsy sy maitso. misaotra mialoha THT aby

Address

Rova Ambositra Tompon'anarana
Ambositra
306

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chorale Emeralda Amongy Lazza fiderana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Chorale Emeralda Amongy Lazza fiderana:

Share