11/08/2021
Manasa anao sy ny ankohonanao am-pitiavana izahay eto @ EGLISE ÉVANGÉLIQUE SHINE AMBOSITRA ho avy hanatrika ny Seminera ny SABOTSY 21 AOGOSITRA ho avy izao izay manomboka @ 02 ORA TOLAKANDRO. Fotoana izay hahatonga ny tokantranonao ho HAMBININA SY SALAMA @ ZAVATRA REHETRA.
Tsy hanavahana na iza na iza satria Andriamanitra tsy mba manavakavaka...
Azon'Andriamanitra kasihana ny fiainam-pitiavanao sy ny fifandraisana ao anaty tokantranonao na ny ankohonanao.
Tongava maro
Tsy misy fidim-pidirana
Tsy afaky ny tsy hiova ny fiainanao... Tsy mitory tsy misy porofo izahay.
Mitomboa @ fahasoavana.