Jesosy Mamonjy Ambositra

Jesosy Mamonjy Ambositra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jesosy Mamonjy Ambositra, Church, Ambositra.

29/02/2024
13/06/2023

🍂🍂🍂 FITORIANA FILAZANTSARA NATIONALY LEHIBE 🍂🍂🍂

🍂 15 - 16 - 17 - 18 Jona 2023

🍂 KIANJANY SAVIKA AMBOSITRA Tampotanana ny fotoana..

🍂 Anasana ny rehetra ary isika Jesosy Mamonjy rehetra Maneran'ny Madagascar 🇲🇬 tsiankanavaka .

👋FAMONJENA FANAHY
👋FANASITRANANA MAHAGAGA
👋VAHOLANA HO ANAO
👋FITAHIANA EO AMIN'NY FIAINANAO

👋🍂👋TONGAVA MARO👋🍂👋
Jesosy Mamonjy Ambositra
Jesosy Mamonjy Toamasina - Officiel
Jesosy Mamonjy mijoro amin'ny fotom-pampianarana
Jesosy Mamonjy Tsimaintsy Mijoro, Mandresy
Jesosy Mamonjy Antsiranana officiel
Collège Fanarenana ny hasina maha Jesosy Mamonjy
TIAKO JESOSY MAMONJY
ZANAK'I JESOSY MAMONJY
MPINO JESOSY MAMONJY VITA BATISA
JESOSY MAMONJY (Tsy mitampo-drano)
F.J.M Fenerive-Est Mijoro amin'ny Marina
JESOSY MAMONJY (Masina hatrany)

07/06/2023
🕯️ PENTEKOSTA 2023 AMBOSITRA- Tapany maraina🔶 Toriteny velona ny amin'ny FANAHY MASINA Pasteur FRANCISCO 67ha🔶 Fanasan-t...
28/05/2023

🕯️ PENTEKOSTA 2023 AMBOSITRA- Tapany maraina
🔶 Toriteny velona ny amin'ny FANAHY MASINA Pasteur FRANCISCO 67ha
🔶 Fanasan-tongotra
🔶 Fanoloran-jaza
🔶Fandraisana fanasan'I Tompo

HALELOIA🙏
03/05/2023

HALELOIA🙏

Fiangonana JESOSY MAMONJY VINANITELO
28/04/2023

Fiangonana JESOSY MAMONJY VINANITELO

Anio Alahady 23 aprily 2023 🔘Famangian' ANDRIAMANITRA👑🔘Famangian'ny Ray aman-dReny Pasteur Botomarina🔻Teto amin'ny Fiang...
23/04/2023

Anio Alahady 23 aprily 2023
🔘Famangian' ANDRIAMANITRA👑
🔘Famangian'ny Ray aman-dReny Pasteur Botomarina
🔻Teto amin'ny Fiangonana JESOSY MAMONJY Ambatofinandrahana
📢"Ny ahafantarana fa ara-panahy ny olona iray... dia zava-panahy no mahaliana azy" Pasteur Botomarina

P***a 2023Velona JESOSY✊👑
10/04/2023

P***a 2023
Velona JESOSY✊👑

Address

Ambositra

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jesosy Mamonjy Ambositra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category