Eglise Flamme de DIEU Mahajanga

Eglise Flamme de DIEU Mahajanga Fiadanana anie ho anao! Faly mandray anao ny fiangonana Flamme de Dieu eto Mahajanga, afaka apetrako ny hafatra dia ho valiana tsy ho ela, misaotra tompoko!

24/07/2026

"MANDEHA EO @ ANJARA VOATENDRY"

Fotoana miavaka izay anasana ny tanora rehetra, Alarobia 29 Jolay ho avy izao, @ 4ora tolakandro 👉 * MANDEHA EO  AMIN'NY...
22/07/2026

Fotoana miavaka izay anasana ny tanora rehetra, Alarobia 29 Jolay ho avy izao, @ 4ora tolakandro 👉 * MANDEHA EO AMIN'NY ANJARA VOATENDRY * (MARCHE VERS TA DESTINÉE)
Tsy anavahana na iza na iza, tanora ianao te hahafantatra ny antom-pisianao, tongava fa hanampy anao izahay 🙏 🙏 🙏

Manonona arahaba ho an'ny renim-pianakaviana rehetra  fetin'ny reny izao,Andriamanitra nameno ny banga teo @ fiainan'i H...
31/05/2026

Manonona arahaba ho an'ny renim-pianakaviana rehetra fetin'ny reny izao,
Andriamanitra nameno ny banga teo @ fiainan'i Hana (1Sam 1:19-20) anie hameno izay mety banga koa eo @ fiainanareo,
Aza matahotra fa Andriamanitra nanome fahasoavana sy fahitam-pitia an'i Maria (Lioka 1:28-30), hampidina fahasoavana sy fahitam-pitia ho anareo ihany koa, dia mahereza fa Andriamanitra hampandesy anareo @ izay ady rehetra atrehanareo🎁🙏

Bonne fête des mères🎁🎁🎁

Fotoana manokana anasana ny renim-pianakaviana rehetra 🎁🎁🎁
29/05/2026

Fotoana manokana anasana ny renim-pianakaviana rehetra 🎁🎁🎁

Sary vitsivitsy nandritran'ny famangian'ny ray aman-dreny be, vavaka sy tso-drano 2026
02/02/2026

Sary vitsivitsy nandritran'ny famangian'ny ray aman-dreny be, vavaka sy tso-drano 2026

Teboka roa manan-danja;*Tahina ao @ fiainana mandrakizay👉Mitoetra sy mifantoka tsara ao @ Jesosy*Tahina @ zavatra rehetr...
02/02/2026

Teboka roa manan-danja;
*Tahina ao @ fiainana mandrakizay
👉Mitoetra sy mifantoka tsara ao @ Jesosy
*Tahina @ zavatra rehetra
👉Manaraka tsara ny taridalan'ny tenin'Andriamanitra
Sady nandray teny no nandray tso-drano ny fiangonana
Isaorana ny RAD be filoha mpanorina ny Fiangonana Flamme de Dieu de Madagascar🔥🙏

VAVAKA SY TSO-DRANO HO AN'NY TAONA 2026,Miaraka amin'i Pasteur RANAIVOSON filoha mpanorina ny Fiangonana Flamme de Dieu ...
26/01/2026

VAVAKA SY TSO-DRANO HO AN'NY TAONA 2026,
Miaraka amin'i Pasteur RANAIVOSON filoha mpanorina ny Fiangonana Flamme de Dieu de Madagascar,
Tsy anavahana na iza ianao na iza, tongava handray tso-drano izay hamaritra ny dianao mandritran'ny taona iray manontolo
Fifaliana lehibe ho anay ny fahatongavanao🙏🙏🙏
Tongava soa!

10/01/2026

Apahan'ny t@ hafatra noetin'i Pasteur Good-Vez teto @ fiangonana t@ alahady lasa teo, "ANDRIAMANITRA MOMBA ANAO" 1Samoela 10:5-7
Araho anie🙏

Fotoana miavaka, hametrahana ireo zavatra rehetra kasaiana hatao  taona ity eo am-pelatanan'ny Tompo; asa, fianarana, pr...
03/01/2026

Fotoana miavaka, hametrahana ireo zavatra rehetra kasaiana hatao taona ity eo am-pelatanan'ny Tompo; asa, fianarana, projet, sns..
Tena Zava-dehibe ny fahaizana manankina ny zavatra rehetra hatomboka miaraka @ Tompo,
Hiaraka @ Pasteur Good-Vez sy ny ekipany isika fotoana io,
Tongava soa🙏🙏🙏

Réveillon 31 DECEMBER; famaranana sy fanombohana, misy zavatra mifarana, ary misy zavatra manombokaEo @ fanatrehan'Andri...
29/12/2025

Réveillon 31 DECEMBER; famaranana sy fanombohana, misy zavatra mifarana, ary misy zavatra manomboka
Eo @ fanatrehan'Andriamanitra no toerana tsara indrindra hiatrehanao izany,
Asainay ianao hiaraka hiam-pita isika hihoatra ireo fetra nametrahana anao hatr@ zay,
Tongava soa tompoko🙏🙏🙏

Address

Amborovy

Telephone

+261346175347

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eglise Flamme de DIEU Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share