Amborovy SDA Church Page

Amborovy SDA Church Page Donner et archiver des informations

16/07/2026
'Ndao isika handeha hilasy ! Tandremo sao dia diso anjara : Fa Isika tsy maintsy MIFANKATIA πŸ’ž
14/05/2026

'Ndao isika handeha hilasy !
Tandremo sao dia diso anjara : Fa Isika tsy maintsy MIFANKATIA πŸ’ž

Tongava maroa e! -panahy
28/03/2026

Tongava maroa e!
-panahy

Tatitra an-tsary ny Global Youth Day   notanterahan'ny Tanora notronon'ny Fiangonana rehetra, izay niarahana tamin'ireo ...
21/03/2026

Tatitra an-tsary ny Global Youth Day notanterahan'ny Tanora notronon'ny Fiangonana rehetra, izay niarahana tamin'ireo ankizy madinika sy ny tompon'andraikitra tao amin'ny "Centre Finoana" Ankaraobato.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Dera mandrakizay.

Fiaraha-misakafo niarahan'ny fiangonana ny Sabata 14 Martsa teo. Sakafo ara-pahasalamana no nokarakarain'ny rehetra arak...
15/03/2026

Fiaraha-misakafo niarahan'ny fiangonana ny Sabata 14 Martsa teo. Sakafo ara-pahasalamana no nokarakarain'ny rehetra araky ny fiofanana nomen'ny sampana fahasalamana.

Misolo an'iza amin'ireo voalaza ao angaha ilay "azy" eto azafady e ?Misaotra πŸ™
16/12/2025

Misolo an'iza amin'ireo voalaza ao angaha ilay "azy" eto azafady e ?
Misaotra πŸ™

Address

Route De L'ancienne Piste
Amborovy

Telephone

+261324043971

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amborovy SDA Church Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Amborovy SDA Church Page:

Shortcuts

Share