STK F.A.FI Fiakarana Fiderana Ambohitrimanjaka

STK F.A.FI Fiakarana Fiderana Ambohitrimanjaka Pejy Sampana Tanora Kristiana Finoana-Asa-Fitiavana avy ao @ FJKM Fiakarana Fiderana Ambohitrimanjaka

11/08/2026

Tiavo hajao ny Tomponao _ STK FAFI & Antoko Mpihira Ny Mpitory Ny Mpitory

11/08/2026

Tsy haiko ny miaina _ Antoko Mpihira Ny Mpitory

11/08/2026

Tompo o henoy _ Antoko Mpihira Ny Mpitory

11/08/2026

Fa ampy ho anao ny FahasoavaNY✨

Isaoranay _ Ny Mpitory

11/08/2026

Raha sitrakao _ Ny Mpitory

11/08/2026

Extrait vidéo t@ Concert niarahana tamin'ny Mpitory, ny alahady 09 Aogositra lasa teo

Misaotra an' Andriamanitra izahay fa tontoso soa aman-tsara ny fotoana

Mankasitraka feno ny Antoko Mpihira Ny Mpitory hatrany izahay STK F.A.FI

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany✨

Tsy maintsy tafita _ Ny mpitory

Ianareo sisa no endrasana e😊Mbola misy valopy vitsivitsy ao ho an'izay mbola tsy nahazo anTongava maro!
06/08/2026

Ianareo sisa no endrasana e😊

Mbola misy valopy vitsivitsy ao ho an'izay mbola tsy nahazo an
Tongava maro!

Ndao hiaraka aminay😇

Alahady 09/08/2026
2 ora sy sasany
Fjkm Fiakarana Fiderana Ambohitrimanjaka

🌾"Hitory ny anaranao amin'ny rahalahiko aho; eo amin'ny fiangonana no hideràko Anao." Salamo 22: 22

23/07/2026

Amin'ny halahelo lehibe no ihalanay tsiny aminareo indray fa nohon'ny FISAONAM-PIRENENA dia tsy ho azo tanterahina ilay hetsika Alimbavaka sy Fisaorana Vita bacc nokasain'ny STK FAFI Ho atao Ny Zoma 24 Juillet 2026

Na misy aza izany, dia aza adino hatrany ny mivavaka ho any firenenatsika ary Misaotra azy noho ny fahavitan'ny baccn'ireo zandritsika

Tia anao Jesoa❤️

20/07/2026

Randonnée Ambohimalaza_18/07/2026✨

Retour avy amin'ireo mpandray anjara

Tena faly izahay maheno ny retour-nareo dia mankasitraka feno anareo hatrany🙏😊

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra!

Address

Ambohitrimanjaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK F.A.FI Fiakarana Fiderana Ambohitrimanjaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share