FJKM Tranovato Samboranto

FJKM Tranovato Samboranto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Tranovato Samboranto, Christian church, Ambohijanaka.

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸Alatsinainy 24 aogositra  2026 🇲🇬I Mpanjaka 2 : 1 - 4 Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan'i David...
24/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Alatsinainy 24 aogositra 2026

🇲🇬
I Mpanjaka 2 : 1 - 4
Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan'i Davida, dia nandidy an'i Solomona zananilahy izy hoe: Izaho efa handeha amin'ny lalan-kalehan'ny tany rehetra; koa mahereza ianao, ary misehoa ho lehilahy. Ary tandremo izay asain'i Jehovah Andriamanitrao hotandremana handehananao amin'ny lalany hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Mosesy, mba hataonao lavorary avokoa izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao, mba hanatanterahan'i Jehovah ny teny izay nilazany ahy hoe: Raha ny taranakao hitandrina ny alehany ka handeha eo anatrehako amin'ny fahamarinana amin'ny fony rehetra sy amin'ny fanahiny rehetra (hoy Izy), dia tsy ho diso zanakalahy ho eo amin'ny seza fiandrianan'ny Isiraely ianao.
🇨🇵
‭1 Rois 2:1-4 BDS‬
[1] David approchait de sa fin. Il fit ses dernières recommandations à son fils Salomon en ces termes : [2] Voici que je vais bientôt prendre le chemin que suit tout homme. Montre-toi courageux et conduis-toi en homme ! [3] Suis fidèlement les ordres de l’Eternel ton Dieu, en marchant dans les chemins qu’il a prescrits et en obéissant à ses lois, ses commandements, ses articles de droit et ses ordonnances, tels qu’ils sont consignés dans la Loi de Moïse. Alors tu auras du succès dans tout ce que tu entreprendras et partout où tu iras. [4] Et ainsi l’Eternel accomplira la promesse qu’il m’a faite en me disant : « Si tes descendants veillent sur leur conduite pour vivre fidèlement selon ma volonté de tout leur cœur et de tout leur être, il y aura toujours l’un d’entre eux sur le trône d’Israël. »
🇺🇲
1 Kings 2:1-4
[1]When the time drew near for David to die, he gave a charge to Solomon his son.
[2]“I am about to go the way of all the earth,” he said. “So be strong, act like a man,
[3]and observe what the Lord your God requires: Walk in obedience to him, and keep his decrees and commands, his laws and regulations, as written in the Law of Moses. Do this so that you may prosper in all you do and wherever you go
[4]and that the Lord may keep his promise to me: ‘If your descendants watch how they live, and if they walk faithfully before me with all their heart and soul, you will never fail to have a successor on the throne of Israel.’

📚✨ FJKM TRANOVATO SAMBORANTO ✨📚Manomboka misokatra ny kilasy PS, MS, GS ary ny kilasy T1 (CP1) ao amin’ny École Primaire...
23/08/2026

📚✨ FJKM TRANOVATO SAMBORANTO ✨📚
Manomboka misokatra ny kilasy PS, MS, GS ary ny kilasy T1 (CP1) ao amin’ny École Primaire Tsiry Fanantenana, eo anivon’ny Centre socio-culturel Samboranto.
📌 Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny taom-pianarana 2026/2027.
🕗 Ora fisokafan’ny birao :
➡️ Isaky ny Alatsinainy sy Zoma amin’ny 8 ora
🎒 Fidiran’ny mpianatra :
📅 Talata 15 Septambra 2026
Ho an’ny fanazavana fanampiny dia antsoy :
📞 038 05 990 48
Tongava misoratra anarana dieny izao!
FJKM TRANOVATO SAMBORANTO — Manabe sy manangana ny hoavin’ny ankizy. 🌱📖

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸Zoma 21 aogositra  2026 🇲🇬Matio 25 : 14 - 30  fanoharana ny amin'ny talenta. # Fa ny fanjakan'ny lanitr...
21/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Zoma 21 aogositra 2026

🇲🇬
Matio 25 : 14 - 30
fanoharana ny amin'ny talenta. # Fa ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny olona izay efa handeha ho any an-tany hafa ka niantso ny mpanompony, dia nanolotra azy ny fananany: koa ny anankiray nomeny talenta dimy, ny anankiray roa, ary ny anankiray iray,- samy araka izay fahaizany avy; dia lasa nandeha izy. Ary niaraka tamin'izay dia lasa ilay nandray ny talenta dimy, ka nataony varotra izany; ary nahazo tombony talenta dimy koa izy. Ary toy izany koa, ilay nandray ny roa dia nahazo roa ho tombony. Fa ilay nandray ny iray kosa dia lasa nihady ny tany ka nandevina ny volan'ny tompony. Ary nony ela, dia tonga ny tompon'ireo mpanompo ireo ka nampilaza azy ny amin'ny volany. Ary nony nanatona ilay nandray ny talenta dimy, dia nitondra talenta dimy koa izy ka nanao hoe: Tompoko, talenta dimy no natolotrao ahy; indro, nahazo tombony talenta dimy koa aho. Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky* tamin'ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin'ny fifalian'ny tomponao.[* Na: Ry mpanompo tsara sady mahatoky, nahatoky tsara, etc] Ary nony nanatona koa ilay nandray ny talenta roa, dia hoy izy: Tompoko, talenta roa no natolotrao ahy; indro, nahazo tombony talenta roa koa aho. Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky* tamin'ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin'ny fifalian'ny tomponao.[* Na: Ry mpanompo tsara sady mahatoky, nahatoky tsara, etc] Fa nony nanatona kosa ilay nandray ny talenta iray, dia nilaza hoe: Tompoko, fantatro fa olona mila voatsiary ianao, mijinja eny amin'izay tsy namafazanao, ary manangona eny amin'izay tsy nanahafanao; dia natahotra aho ka lasa nandevina ny talentanao tao anatin'ny tany; indry, lasanao ny anao. Ary ny tompony namaly ka nanao taminy hoe: Ry mpanompo ratsy sady malaina, efa fantatrao fa mijinja eny amin'izay tsy namafazako aho, ary manangona eny amin'izay tsy nanahafako; koa tokony ho nampanàna ny volako tamin'ny mpanana vola ianao, ka raha tonga aho, dia ho nandray ny ahy mban-janany. Koa alao aminy ny talenta, dia omeo ilay manana ny talenta folo. Fa izay rehetra manana dia homena, ka hanam-be izy; fa izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia halaina aminy. Ary ario ho any amin'ny maizina any ivelany ny mpanompo tsy mahasoa; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
🇨🇵
‭Matthieu 25:14-30 BDS‬
[14] Il en sera comme d’un homme qui partit pour un voyage : il convoqua ses serviteurs et leur confia l’administration de ses biens. [15] Il remit à l’un cinq lingots, à un autre deux, et à un troisième un seul, en tenant compte des capacités personnelles de chacun. Puis il s’en alla. [16] Celui qui avait reçu les cinq lingots se mit aussitôt à les faire fructifier, de sorte qu’il en gagna cinq autres. [17] Celui qui en avait reçu deux fit de même et en gagna deux autres. [18] Quant à celui qui n’en avait reçu qu’un, il s’en alla creuser un trou dans la terre pour y cacher l’argent de son maître. [19] Longtemps après, le maître de ces serviteurs revint et leur fit rendre compte de leur gérance. [20] Celui qui avait reçu les cinq lingots se présenta, apportant les cinq lingots supplémentaires qu’il avait gagnés. « Maître, dit-il, tu m’avais remis cinq lingots, j’en ai gagné cinq autres. Les voici. [21] – Très bien, lui dit son maître, tu es un bon serviteur, en qui l’on peut avoir confiance. Tu t’es montré fidèle en peu de choses. C’est pourquoi je t’en confierai de plus importantes. Viens partager la joie de ton maître ! » [22] Celui qui avait reçu les deux lingots se présenta aussi et dit : « Maître, tu m’avais remis deux lingots, j’en ai gagné deux autres. Les voici. [23] – Très bien, lui dit son maître, tu es un bon serviteur, en qui l’on peut avoir confiance. Tu t’es montré fidèle en peu de choses. C’est pourquoi je t’en confierai de plus importantes. Viens partager la joie de ton maître ! » [24] Enfin, celui qui n’avait reçu qu’un lingot vint à son tour et dit : « Maître, je savais que tu es un homme dur : tu moissonnes là où tu n’as rien semé, tu récoltes où tu n’as pas répandu de semence. [25] Alors, j’ai pris peur et je suis allé cacher ton argent dans la terre. Voilà : prends ce qui t’appartient. » [26] Mais son maître lui répondit : « Vaurien ! Fainéant ! Tu savais que je moissonne là où je n’ai rien semé et que je récolte là où je n’ai pas répandu de semence ! [27] Eh bien, tu aurais dû placer mon argent chez les banquiers et, à mon retour, j’aurais récupéré le capital et les intérêts. [28] Qu’on lui retire donc le lingot et qu’on le donne à celui qui en a déjà dix. [29] Car à celui qui a, on donnera encore, et il sera dans l’abondance. Mais à celui qui n’a pas, on ôtera même ce qu’il a. [30] Quant à ce vaurien, jetez-le dans les ténèbres du dehors, où il y aura des pleurs et d’amers regrets. »
🇺🇲
Matthew 25:14-30
[14]“Again, it will be like a man going on a journey, who called his servants and entrusted his wealth to them.
[15]To one he gave five bags of gold, to another two bags, and to another one bag, each according to his ability. Then he went on his journey.
[16]The man who had received five bags of gold went at once and put his money to work and gained five bags more.
[17]So also, the one with two bags of gold gained two more.
[18]But the man who had received one bag went off, dug a hole in the ground and hid his master’s money.
[19]“After a long time the master of those servants returned and settled accounts with them.
[20]The man who had received five bags of gold brought the other five. ‘Master,’ he said, ‘you entrusted me with five bags of gold. See, I have gained five more.’
[21]“His master replied, ‘Well done, good and faithful servant! You have been faithful with a few things; I will put you in charge of many things. Come and share your master’s happiness!’
[22]“The man with two bags of gold also came. ‘Master,’ he said, ‘you entrusted me with two bags of gold; see, I have gained two more.’
[23]“His master replied, ‘Well done, good and faithful servant! You have been faithful with a few things; I will put you in charge of many things. Come and share your master’s happiness!’
[24]“Then the man who had received one bag of gold came. ‘Master,’ he said, ‘I knew that you are a hard man, harvesting where you have not sown and gathering where you have not scattered seed.
[25]So I was afraid and went out and hid your gold in the ground. See, here is what belongs to you.’
[26]“His master replied, ‘You wicked, lazy servant! So you knew that I harvest where I have not sown and gather where I have not scattered seed?
[27]Well then, you should have put my money on deposit with the bankers, so that when I returned I would have received it back with interest.
[28]“ ‘So take the bag of gold from him and give it to the one who has ten bags.
[29]For whoever has will be given more, and they will have an abundance. Whoever does not have, even what they have will be taken from them.
[30]And throw that worthless servant outside, into the darkness, where there will be weeping and gnashing of teeth.’

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸Alakamisy 20 aogositra  2026 🇲🇬Jaona 17 : 20 - 25Nefa tsy ho an'ireto ihany no angatahako, fa ho an'iza...
20/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Alakamisy 20 aogositra 2026

🇲🇬
Jaona 17 : 20 - 25
Nefa tsy ho an'ireto ihany no angatahako, fa ho an'izay mino Ahy koa noho ny teniny; mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao, mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan'izao tontolo izao fa Ianao no naniraka Ahy. Ary nomeko azy ny voninahitra izay nomenao Ahy, mba ho iray izy, tahaka ny mahiray Antsika: Izaho ao aminy, ary Ianao ato amiko, mba ho tanteraka ho iray izy, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa Ianao efa naniraka Ahy sady efa tia azy tahaka ny nitiavanao Ahy. Ray o, tiako mba ho any amiko amin'izay itoerako ireo izay nomenao Ahy, mba hahita ny voninahitro nomenao Ahy izy; fa efa tia Ahy Ianao, fony tsy mbola ary ny fanorenan'izao tontolo izao. Ray marina o, tsy nahalala Anao izao tontolo izao; fa Izaho nahalala Anao, ary ireto efa mahalala fa Ianao no naniraka Ahy.
🇨🇵
‭Jean 17:20-26 BDS‬
[20] Ce n’est pas seulement pour eux que je te prie ; c’est aussi pour ceux qui croiront en moi grâce à leur parole. [21] Je te demande qu’ils soient tous un. Comme toi, Père, tu es en moi et comme moi je suis en toi, qu’ils soient un en nous pour que le monde croie que c’est toi qui m’as envoyé. [22] Je leur ai donné la gloire que tu m’as donnée, afin qu’ils soient un, comme toi et moi nous sommes un, [23] moi en eux et toi en moi. Qu’ils soient parfaitement un et qu’ainsi le monde puisse reconnaître que c’est toi qui m’as envoyé et que tu les aimes comme tu m’aimes ! [24] Père, mon désir est que ceux que tu m’as donnés soient avec moi là où je serai et qu’ils contemplent ma gloire, celle que tu m’as donnée, parce que tu m’as aimé avant la création du monde. [25] Père, toi qui es juste, le monde ne t’a pas connu, mais moi je t’ai connu, et ceux-ci ont compris que c’est toi qui m’as envoyé. [26] Je t’ai fait connaître à eux et je continuerai à te faire connaître, pour que l’amour que tu m’as témoigné soit en eux et que je sois moi-même en eux.
🇺🇲
John 17:20-25
[20]“My prayer is not for them alone. I pray also for those who will believe in me through their message,
[21]that all of them may be one, Father, just as you are in me and I am in you. May they also be in us so that the world may believe that you have sent me.
[22]I have given them the glory that you gave me, that they may be one as we are one—
[23]I in them and you in me—so that they may be brought to complete unity. Then the world will know that you sent me and have loved them even as you have loved me.
[24]“Father, I want those you have given me to be with me where I am, and to see my glory, the glory you have given me because you loved me before the creation of the world.
[25]“Righteous Father, though the world does not know you, I know you, and they know that you have sent me.

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸Alarobia 19 aogositra  2026 🇲🇬Salamo 101 : 1 - 8 Famindram-po sy fitsarana no hankalazaiko; Ianao, Jeho...
19/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Alarobia 19 aogositra 2026

🇲🇬
Salamo 101 : 1 - 8
Famindram-po sy fitsarana no hankalazaiko; Ianao, Jehovah o, no hoderaiko. Hitandrina ny lalana marina aho; Rahoviana no ho tonga aty amiko Ianao? Handeha amin'ny fahitsian'ny foko ao anatin'ny tranoko aho. Tsy hampitoetra zava-dratsy eo anoloan'ny masoko aho; Halako ny mivadika, Tsy hikambana amiko izany. Ny fo maditra hiala amiko; Tsy hankasitraka* iza ratsy aho,[Hebreo: hahalala] Izay manendrikendrika ny namany mangingina dia hofongorako; Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po; Ny masoko hijery izay olo-mahatoky amin'ny tany mba hitoerany ato amiko; Izay mandeha amin'ny lalana marina no hanompo ahy. Tsy mba hitoetra ao anatin'ny tranoko izay manao fitaka; Tsy mba hijanona eo anoloan'ny masoko izay milaza lainga. Haringako isa-maraina ny ratsy fanahy rehetra amin'ny tany, Mba hofongorako ny mpanao ratsy rehetra tsy ho ao an-tanànan'i Jehovah.
🇨🇵
‭Psaumes 101:1-8 BDS‬
[1] Je veux chanter l’amour ╵et la justice, je te célébrerai ╵par la musique, ╵ô Eternel. [2] Je ferai attention ╵de suivre le chemin ╵des gens intègres. Quand viendras-tu vers moi ? Je veux marcher ╵avec un cœur intègre dans ma maison, [3] je ne mettrai ╵rien de mauvais ╵devant mes yeux. Je hais l’acte tordu, il n’aura sur moi pas de prise. [4] Le cœur corrompu restera ╵bien loin de moi, je ne veux pas ╵être impliqué avec le mal. [5] Celui qui calomnie ╵son prochain en secret, je le réduirai au silence. Je ne supporte pas les yeux hautains ╵ni le cœur arrogant. [6] Mes yeux se porteront ╵sur les fidèles du pays, je les ferai siéger auprès de moi. Et ceux qui suivent le chemin ╵des gens intègres seront à mon service. [7] Il n’y a pas de place ╵dans ma maison pour qui pratique ╵la tromperie, et le menteur ╵ne subsistera pas ╵en ma présence. [8] Tous les matins ╵je fermerai la bouche ╵aux méchants du pays, pour retrancher ╵de la cité de l’Eternel, tous ceux qui font le mal.
🇺🇲
Psalm 101:1-8
[1]I will sing of your love and justice;
to you, Lord, I will sing praise.
[2]I will be careful to lead a blameless life—
when will you come to me?
I will conduct the affairs of my house
with a blameless heart.
[3]I will not look with approval
on anything that is vile.
I hate what faithless people do;
I will have no part in it.
[4]The perverse of heart shall be far from me;
I will have nothing to do with what is evil.
[5]Whoever slanders their neighbor in secret,
I will put to silence;
whoever has haughty eyes and a proud heart,
I will not tolerate.
[6]My eyes will be on the faithful in the land,
that they may dwell with me;
the one whose walk is blameless
will minister to me.
[7]No one who practices deceit
will dwell in my house;
no one who speaks falsely
will stand in my presence.
[8]Every morning I will put to silence
all the wicked in the land;
I will cut off every evildoer
from the city of the Lord.

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸Talata 18 aogositra  2026 🇲🇬Deoteronomia 26 : 5 - 11Dia hiteny eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao ia...
18/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Talata 18 aogositra 2026

🇲🇬
Deoteronomia 26 : 5 - 11
Dia hiteny eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao hoe: Syriana mpanjenjena no raiko, ka nidina tany Egypta izy, dia nivahiny tany mbamin'ny olom-bitsy; ary tany izy no tonga firenena lehibe sy mahery sady maro isa. Ary nanao ratsy tamintsika ny Egyptiana ka nampahory antsika sy nampanao antsika fanompoana mafy. Dia nitaraina tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny razantsika, isika, ka nihaino ny feontsika Izy ary nijery ny alahelontsika sy ny asantsika ary ny fahoriantsika; ary tanana mahery sy sandry nahinjitra sy fampahatahorana lehibe sy famantarana ary fahagagana no nitondran'i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta, dia nitondra antsika niditra teto amin'ity tany ity Izy ka nanome antsika ity tany ity, dia tany tondra-dronono sy tantely. Ary ankehitriny, Jehovah o, indro, efa nentiko ny voaloham-bokatra amin'ny tany izay nomenao ahy. Dia avelao eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao ny zavatra, ary mivavaha eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao. Ary mifalia amin'ny soa rehetra izay nomen'i Jehovah Andriamanitrao anao sy ny ankohonanao ianao sy ny Levita mbamin'ny vahiny eo aminao.
🇨🇵
‭Deutéronome 26:5-11 BDS‬
[5] Alors tu prendras la parole et tu diras devant l’Eternel ton Dieu : « Mon ancêtre était un Araméen errant. Il s’est rendu en Egypte et y a émigré avec une poignée d’hommes, et ils y sont devenus un grand peuple puissant et nombreux. [6] Mais les Egyptiens nous ont maltraités et opprimés en nous imposant des travaux pénibles. [7] Alors nous avons crié à l’Eternel le Dieu de nos ancêtres, et il a entendu nos plaintes, il a vu notre misère, notre peine et notre détresse, [8] et nous a fait sortir d’Egypte en déployant sa puissance ; il a plongé les Egyptiens dans la terreur en opérant des signes miraculeux et des prodiges. [9] Puis il nous a conduits jusqu’ici et nous a fait cadeau de ce pays où ruissellent le lait et le miel. [10] C’est pourquoi, ô Eternel, j’apporte maintenant les premiers produits de la terre que tu m’as donnée ! » Après cela, tu déposeras la corbeille devant l’Eternel ton Dieu, et tu te prosterneras devant lui pour l’adorer. [11] Ensuite, avec le lévite et l’immigré qui réside au milieu de vous, tu te réjouiras de tous les biens que l’Eternel ton Dieu t’aura accordés, à toi et à ta famille.
🇺🇲
Deuteronomy 26:5-11
[5]Then you shall declare before the Lord your God: “My father was a wandering Aramean, and he went down into Egypt with a few people and lived there and became a great nation, powerful and numerous.
[6]But the Egyptians mistreated us and made us suffer, subjecting us to harsh labor.
[7]Then we cried out to the Lord, the God of our ancestors, and the Lord heard our voice and saw our misery, toil and oppression.
[8]So the Lord brought us out of Egypt with a mighty hand and an outstretched arm, with great terror and with signs and wonders.
[9]He brought us to this place and gave us this land, a land flowing with milk and honey;
[10]and now I bring the firstfruits of the soil that you, Lord, have given me.” Place the basket before the Lord your God and bow down before him.
[11]Then you and the Levites and the foreigners residing among you shall rejoice in all the good things the Lord your God has given to you and your household.

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸Alatsinainy 17 aogositra  2026 🇲🇬II Korintiana 1 : 17 - 24Koa raha nikasa izany aho, moa nanao kitoatoa...
17/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Alatsinainy 17 aogositra 2026

🇲🇬
II Korintiana 1 : 17 - 24
Koa raha nikasa izany aho, moa nanao kitoatoa va aho? Ary izay zavatra kasaiko, moa kasaiko araka ny nofo va, mba hanaovako eny eny foana, sy tsia tsia foana? Fa raha mahatoky koa Andriamanitra, ny teninay taminareo dia tsy eny sy tsia; fa ny Zanak'Andriamanitra, dia Jesoa Kristy, Izay notorinay teo aminareo, dia izaho sy Silasy ary Timoty, dia tsy eny sy tsia, fa ao aminy dia eny ihany. Fa na firy na firy ny teny fikasan'Andriamanitra, dia ao aminy ny eny, ary amin'ny alalany koa ny Amena, ho voninahitr'Andriamanitra amin'ny ataonay. Fa Izay mampitoetra anay mbaminareo ao amin'i Kristy sady nanosotra antsika dia Andriamanitra, Izay nanisy tombo-kase antsika koa ka nanome ny Fanahy ho santatra ato am-pontsika. Ary izaho miantso an'Andriamanitra ho vavolombelona ny amin'ny fanahiko, fa ny fialàko nenina aminareo ihany no tsy mbola nankanesako taty Korinto. Kanefa tsy mihambo ho tompon'ny finoanareo izahay, fa mpiara-miasa hampandroso ny fifalianareo, satria finoana no itoeranareo.
🇨🇵
‭2 Corinthiens 1:17-24 BDS‬
[17] En formant ce projet, ai-je fait preuve de légèreté ? Ou bien mes plans seraient-ils inspirés par des motifs purement humains, en sorte que lorsque je dis « oui », cela pourrait être « non » ? [18] Aussi vrai que Dieu est digne de confiance, je vous le garantis : la parole que nous vous avons adressée n’est pas à la fois « oui » et « non ». [19] Car Jésus-Christ, le Fils de Dieu, que moi-même comme Silvain et Timothée nous avons proclamé parmi vous, n’a pas été à la fois oui et non. En lui était le oui : [20] car c’est en lui que Dieu a dit « oui » à tout ce qu’il avait promis. Aussi est-ce par lui que nous disons « oui », « amen », pour que la gloire revienne à Dieu. [21] C’est Dieu, en effet, qui nous a fermement unis avec vous à Christ et qui nous a consacrés à lui par son onction. [22] Et c’est encore Dieu qui nous a marqués de son sceau, comme sa propriété, et qui a mis dans notre cœur son Esprit comme acompte des biens à venir. [23] Pourquoi donc ne suis-je pas encore revenu à Corinthe ? J’en prends Dieu à témoin sur ma vie : c’est parce que je voulais vous ménager ; [24] notre rôle n’est pas de dominer sur votre foi, mais de collaborer ensemble à votre joie, car vous tenez ferme dans la foi.
🇺🇲
2 Corinthians 1:17-24
[17]Was I fickle when I intended to do this? Or do I make my plans in a worldly manner so that in the same breath I say both “Yes, yes” and “No, no”?
[18]But as surely as God is faithful, our message to you is not “Yes” and “No.”
[19]For the Son of God, Jesus Christ, who was preached among you by us—by me and Silas and Timothy—was not “Yes” and “No,” but in him it has always been “Yes.”
[20]For no matter how many promises God has made, they are “Yes” in Christ. And so through him the “Amen” is spoken by us to the glory of God.
[21]Now it is God who makes both us and you stand firm in Christ. He anointed us,
[22]set his seal of ownership on us, and put his Spirit in our hearts as a deposit, guaranteeing what is to come.
[23]I call God as my witness—and I stake my life on it—that it was in order to spare you that I did not return to Corinth.
[24]Not that we lord it over your faith, but we work with you for your joy, because it is by faith you stand firm.

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸Zoma 14 aogositra  2026 🇲🇬Ohabolana  12 : 17 - 28Izay olona mahatoky dia manambara ny rariny; Fa ny vav...
14/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Zoma 14 aogositra 2026

🇲🇬
Ohabolana 12 : 17 - 28
Izay olona mahatoky dia manambara ny rariny; Fa ny vavolombelona mandainga kosa miteny fitaka. Misy mandefalefa teny tsy tsaroana ka tonga toy ny fanindron'ny sabatra; Fa ny lelan'ny marina dia fanasitranana kosa. Ny molotra marina ampitoerina ho mandrakizay; Fa ny lela mandainga dia indray mipi-maso monja. Fitaka no ao am-pon'izay mamoron-tsain-dratsy; Fa hafaliana no amin'izay misaina fiadanana. Tsy misy ratsy manjo ny marina; Fa heni-doza* ny ratsy fanahy.[Hebreo: henika ny ratsy] Fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny molotra mandainga; Fa izay olona mahatoky no ankasitrahany. Ny olon-kendry tsy mba mampideradera fahalalana foana*; Fa ny fon'ny adala mamoaka fahadalana.[Hebreo: manafina fahalalana] Ny tanan'ny mazoto no hanapaka; Fa izay miraviravy tanana dia hampanompoina. Ny alahelo ao am-pon'ny olona dia mampitanondrika azy; Fa ny teny soa no mahafaly azy. Ny marina dia mitari-dalana ny namany; Fa ny alehan'ny ratsy fanahy kosa no mampivily azy. Ny kamo tsy mety mihaza*; Fa fananana soa ho an'ny olona ny zoto.[* Na: tsy mahatono izay nohazainy] Amin'ny lalan'ny fahamarinana no misy fiainana, Ary ny tsy fahafatesana no lalan-kalehany.
🇨🇵
‭Proverbes 12:17-28 BDS‬
[17] Un témoin digne de foi déclare ce qui est juste, mais le témoin mensonger est trompeur. [18] Les paroles des bavards blessent comme des coups d’épée, tandis que le langage des sages est comme un baume qui guérit. [19] La bouche véridique est pour toujours affermie, mais la langue menteuse ne tient pas longtemps. [20] La tromperie imprègne le cœur des artisans du mal, mais la joie est pour ceux qui donnent des conseils visant à la paix. [21] Aucune calamité n’atteint le juste, mais les méchants sont accablés de maux. [22] Les lèvres menteuses sont en horreur à l’Eternel, mais ceux qui agissent en hommes fiables lui font plaisir. [23] L’homme avisé cache son savoir, mais l’insensé proclame bien haut sa sottise. [24] Ceux qui travaillent avec zèle s’assurent la direction des affaires, mais les nonchalants seront astreints aux corvées. [25] Le souci au fond du cœur déprime un homme, mais une parole d’encouragement lui rend la joie. [26] Le juste sert de guide à ses compagnons, mais la conduite des méchants les égare. [27] Le paresseux ne fait pas rôtir son gibier ; le bien le plus précieux de l’homme, c’est l’activité. [28] La vie se trouve sur le chemin de la justice : cette voie-là préserve de la mort.
🇺🇲
Proverbs 12:17-28
[17]An honest witness tells the truth,
but a false witness tells lies.
[18]The words of the reckless pierce like swords,
but the tongue of the wise brings healing.
[19]Truthful lips endure forever,
but a lying tongue lasts only a moment.
[20]Deceit is in the hearts of those who plot evil,
but those who promote peace have joy.
[21]No harm overtakes the righteous,
but the wicked have their fill of trouble.
[22]The Lord detests lying lips,
but he delights in people who are trustworthy.
[23]The prudent keep their knowledge to themselves,
but a fool’s heart blurts out folly.
[24]Diligent hands will rule,
but laziness ends in forced labor.
[25]Anxiety weighs down the heart,
but a kind word cheers it up.
[26]The righteous choose their friends carefully,
but the way of the wicked leads them astray.
[27]The lazy do not roast any game,
but the diligent feed on the riches of the hunt.
[28]In the way of righteousness there is life;
along that path is immortality.

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸Alakamisy 13 aogositra  2026 🇲🇬Matio 21 : 23 - 32 Ary rehefa tafiditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesoa ...
13/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Alakamisy 13 aogositra 2026

🇲🇬
Matio 21 : 23 - 32
Ary rehefa tafiditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesoa ka nampianatra, dia nanatona Azy ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona ka nanao hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao? Ary iza no nanome Anao izao fahefana izao? Ary Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa hanontany anareo zavatra iray loha, ary raha hovalianareo izany, Izaho kosa dia hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany: Ny batisan'i Jaona, avy taiza moa izany? Avy tany an-danitra va, sa avy tamin'ny olona? Ary izy ireo niara-nisaina* ka nanao hoe: Raha holazaintsika hoe mantsy: Avy tany an-danitra, dia hovaliany hoe isika: Ka nahoana no tsy nino azy ianareo?[* Na:nieritreritra] Ary raha holazaintsika hoe kosa: Avy tamin'ny olona, dia matahotra ny vahoaka isika, satria ataon'izy rehetra ho mpaminany Jaona. Dia namaly an'i Jesoa izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesoa taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany. Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin'ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin'ny tanim-boaloboko anio. Fa namaly izy ka nanao hoe: Tsy handeha aho; nefa nony afaka izany, dia nanenina izy ka nandeha ihany. Dia nankeo amin'ny faralahy izy ka niteny toy izany koa. Ary izy namaly ka nanao hoe: Handeha aho, tompoko; kanjo tsy nandeha izy. Ka iza moa amin'izy mirahalahy no nanao ny sitrapon'ny rainy? Hoy izy: Ny lahimatoa. Dia hoy Jesoa taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga efa mialoha anareo ho amin'ny fanjakan'Andriamanitra. Fa Jaona nankany aminareo tamin'ny lalan'ny fahamarinana, nefa tsy nino azy ianareo; fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga no nino azy; fa ianareo kosa, na dia efa nahita izany aza, dia mbola tsy nanenina mba hinoanareo azy.
🇨🇵
‭Matthieu 21:23-32 BDS‬
[23] Jésus se rendit au Temple et se mit à enseigner. Alors, les chefs des prêtres et les responsables du peuple vinrent le trouver et l’interpellèrent : Par quelle autorité agis-tu ainsi ? Qui t’a donné l’autorité de faire cela ? [24] Jésus leur répondit : Moi aussi, j’ai une question à vous poser, une seule. Si vous me répondez, je vous dirai à mon tour de quel droit je fais cela. [25] De qui Jean tenait-il son mandat pour baptiser ? De Dieu ou des hommes ? Alors ils se mirent à raisonner intérieurement : Si nous disons : « De Dieu », il va nous demander : « Pourquoi alors n’avez-vous pas cru en lui ? » [26] Mais si nous répondons : « Des hommes », nous avons bien lieu de craindre la réaction de la foule, car tout le monde tient Jean pour un prophète. [27] Ils répondirent donc à Jésus : Nous ne savons pas. Et lui de leur répliquer : Eh bien, moi non plus, je ne vous dirai pas par quelle autorité j’agis comme je le fais. [28] Que pensez-vous de l’histoire que voici ? ajouta Jésus. Un homme avait deux fils. Il alla trouver le premier et lui dit : « Mon fils, va aujourd’hui travailler dans notre vigne. [29] – Je n’en ai pas envie », lui répondit celui-ci. Mais, plus t**d, il regretta d’avoir répondu ainsi et se rendit dans la vigne . [30] Le père alla trouver le second fils et lui fit la même demande. Celui-ci lui répondit : « Oui, mon Seigneur, j’y vais ! » Mais il n’y alla pas. [31] Lequel des deux a fait la volonté de son père ? – C’est le premier, répondirent-ils. Et Jésus ajouta : Vraiment, je vous l’assure : les collecteurs d’impôts et les prostituées vous précéderont dans le royaume de Dieu. [32] En effet, Jean est venu, il vous a montré ce qu’est une vie juste, et vous n’avez pas cru en lui – tandis que les collecteurs d’impôts et les prostituées ont cru en lui. Et, bien que vous ayez eu leur exemple sous vos yeux, vous n’avez pas éprouvé les regrets qui auraient pu vous amener enfin à croire en lui.
🇺🇲
Matthew 21:23-32
[23]Jesus entered the temple courts, and, while he was teaching, the chief priests and the elders of the people came to him. “By what authority are you doing these things?” they asked. “And who gave you this authority?”
[24]Jesus replied, “I will also ask you one question. If you answer me, I will tell you by what authority I am doing these things.
[25]John’s baptism—where did it come from? Was it from heaven, or of human origin?” They discussed it among themselves and said, “If we say, ‘From heaven,’ he will ask, ‘Then why didn’t you believe him?’
[26]But if we say, ‘Of human origin’—we are afraid of the people, for they all hold that John was a prophet.”
[27]So they answered Jesus, “We don’t know.” Then he said, “Neither will I tell you by what authority I am doing these things.
[28]“What do you think? There was a man who had two sons. He went to the first and said, ‘Son, go and work today in the vineyard.’
[29]“ ‘I will not,’ he answered, but later he changed his mind and went.
[30]“Then the father went to the other son and said the same thing. He answered, ‘I will, sir,’ but he did not go.
[31]“Which of the two did what his father wanted?” “The first,” they answered. Jesus said to them, “Truly I tell you, the tax collectors and the prostitutes are entering the kingdom of God ahead of you.
[32]For John came to you to show you the way of righteousness, and you did not believe him, but the tax collectors and the prostitutes did. And even after you saw this, you did not repent and believe him.

Address

Ambohijanaka

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Tranovato Samboranto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FJKM Tranovato Samboranto:

Shortcuts

Share