Sampana Lehilahy Kristiana FJKM Ambohidroa Antehiroka

Sampana Lehilahy Kristiana FJKM Ambohidroa Antehiroka Sampana Lehilahy Kristiana FJKM Ambohidroa Antehiroka mitaiza ara-batana, ara-kolotoraly ary indrindra ara-pinoana

Aza menatra ny ho vavolombelon'ny Tomponao ry lehilahy mahery.(2 Timoty 1:8a ; Mpitsara 6: 12b)

20/05/2026
20/05/2026

"Fa ny Mpananatra , dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo." Jaona 14 : 26

"Mahefa bé mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, Ry Lehilahy mahery"Isaorana ny Tompo fa tontosa soamatsara ny ISANKERITAO...
10/05/2026

"Mahefa bé mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, Ry Lehilahy mahery"
Isaorana ny Tompo fa tontosa soamatsara ny ISANKERITAONA ANTSIKA SLK tamin'ity anio ity mba ho tena Lehilahy homban'ny Fanahy Masina ka: * Mahataona Lehilahy marobe
* Maka toky amin'ny herin'Andriamanitra

05/05/2026

Famerenankira sady fanomanana ny fanateram-bokatra ny SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA ALAHADY 10 MAY 2026 ho avy izao ao amin'ny FJKM AMBOHIDROA, manentana antsika rehetra ny amin'izany

Tontosa soamatsara n'y famangina n'y VOOM AMBOVO fiangonana miara mandroso amintsika Fjkm Ambohidroa isaorana ny Tompo
20/04/2026

Tontosa soamatsara n'y famangina n'y VOOM AMBOVO fiangonana miara mandroso amintsika Fjkm Ambohidroa isaorana ny Tompo

tontosa soamantsara  AGAPE SLK AMBOHIDROA izay niarahana tamin'ny Ankohonana, Ankohonana mifanohana amin'ny asa fanompoa...
22/02/2026

tontosa soamantsara AGAPE SLK AMBOHIDROA izay niarahana tamin'ny Ankohonana, Ankohonana mifanohana amin'ny asa fanompoana ❤️❤️❤️

Manonona ny fiadanana ho amintsika.Efa misokatra ny fandraisana ny commande ho an’ny SLK ny ankohonany ary izay rehetra ...
11/02/2026

Manonona ny fiadanana ho amintsika.
Efa misokatra ny fandraisana ny commande ho an’ny SLK ny ankohonany ary izay rehetra te hanohana izany asa izany.
Alefa MP ato amin’ny pejy ny taille sy ny isa ho antsika izay haka.
Mirary soa indrindra

Isaorana Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny tafika masina niarahana tamin’ny SLK synodamparitany notanterahina t...
15/09/2025

Isaorana Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny tafika masina niarahana tamin’ny SLK synodamparitany notanterahina teny amin’ny VOOM Tsisangaina. Mamerina ny fisaorana ihany koa ho an’ireo mpiantafika sy ny sampana Fifohazana niara nisalahy tamin’izany. Andriamanitra manakarem-pahasohavana anie homba antsika!

Misaotra ny Tompo fa tontosa soamatsara ny isankeritaona ny SLK SP natao tany @ FJKM IALANANA Ambohidratrimo. Voninahitr...
11/08/2025

Misaotra ny Tompo fa tontosa soamatsara ny isankeritaona ny SLK SP natao tany @ FJKM IALANANA Ambohidratrimo. Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🎉

FIDERANA mahafinaritra niarahana tamin'ny ROJO NY AVO. EZAKA FANITARANA FIANGONANA. Voninahitra ho an'Andriamanitra irer...
06/07/2025

FIDERANA mahafinaritra niarahana tamin'ny ROJO NY AVO. EZAKA FANITARANA FIANGONANA. Voninahitra ho an'Andriamanitra irery 🎉🙏

Address

FJKM Ambohidroa Antehiroka
Ambohidroa
101

Telephone

+261341420463

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampana Lehilahy Kristiana FJKM Ambohidroa Antehiroka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Sampana Lehilahy Kristiana FJKM Ambohidroa Antehiroka:

Share