Ecar Notre Dame De L'Assomption Mahitsy

Ecar Notre Dame De L'Assomption Mahitsy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ecar Notre Dame De L'Assomption Mahitsy, Religious organisation, Mahitsy, Antananarivo, Ambohidratrimo.

Mandria am-piadanana Père Nicolas.
15/02/2019

Mandria am-piadanana Père Nicolas.

Bon Carême!
04/03/2017

Bon Carême!

Ry Andriamanitra Fahazana marina, mpahary sy mpizarazara ny hazavana mandrakizay,ataovy mameno ny fonay mpino ny tsirim-...
02/02/2016

Ry Andriamanitra Fahazana marina, mpahary sy mpizarazara ny hazavana mandrakizay,ataovy mameno ny fonay mpino ny tsirim-pahazavana tsy mety lefy. Ary enga anie izahay mba ho tody soamantsara any amin'ny voninahitrao mamirapiratra.
Amen.

31/01/2016

Miarahaba antsika rehetra.
Araka ny tapaka tamin'ny fitsidihana manokana,dia hisy lamesa isaky ny alahady amin'ny 5 ora hariva eto amin'ny fiangonantsika,hitsinjovana ireo kristianina tsy afaka amin'ny 6 ora maraina,izany dia manomboka ny Alahady 14 Febroary hoavy izao.
Koa mifanentàna.
Samia hotahian'Andriamanitra daholo e!

Izahay mifefy aminao,Reny Masin'Andriamanitra; aza manary ny fangatahanay amin'ny manjo anay, fa afaho amin'ny rofy rehe...
26/01/2016

Izahay mifefy aminao,Reny Masin'Andriamanitra; aza manary ny fangatahanay amin'ny manjo anay, fa afaho amin'ny rofy rehetra mandrakizay izahay,ry Virjiny be voninahitra sy be hasoavana.

Homba antsika mianakavy anie ny fiadanan'i Kristy,ary hitoetra ao amintsika mandrakariva ny fahasoavany.Faly miarahaba a...
01/01/2016

Homba antsika mianakavy anie ny fiadanan'i Kristy,ary hitoetra ao amintsika mandrakariva ny fahasoavany.
Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2016.
Ho taom-pahasoavana feno famindram-po anie ity taona ity.

Zaza teraka anaty tranon'omby no Tompo hanome aim-baovao haharitra mandrakizay. Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny ...
25/12/2015

Zaza teraka anaty tranon'omby no Tompo hanome aim-baovao haharitra mandrakizay.
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noely,hitoetra ao amintsika mandrakariva anie ny fahasoavan'ny Tompo.

--- Ekar NDA Mahitsy ---
21/11/2015

--- Ekar NDA Mahitsy ---

Trano mbola eo ampanamboarana ihany koaMbola mila ezaka e
29/09/2015

Trano mbola eo ampanamboarana ihany koa
Mbola mila ezaka e

Address

Mahitsy, Antananarivo
Ambohidratrimo
104

Telephone

+261 34 05 574 27

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecar Notre Dame De L'Assomption Mahitsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Ecar Notre Dame De L'Assomption Mahitsy:

Share