Mpanazava Maitso Chapelle Militaire Ivato

Mpanazava Maitso Chapelle Militaire Ivato 🌳Miray aina 🥰 Miray saina🌳.
🌳Manasoa hatrany 🥰 Raha Mbola eto antany 🌳 Mpanazava tafajoro,miasa tsy manahy,vonona hibe hikolo,saina tena sy fanahy

Tontosa soamantsara ny sahan'asa izay notanterahana an'io momban'ny informatique💻💻
26/04/2026

Tontosa soamantsara ny sahan'asa izay notanterahana an'io momban'ny informatique💻💻

Satria isika rehetra dia iray ihany ao @ Kristy Jesoa🤍  Mpanazava Chap-Mi💛💚❤
12/04/2026

Satria isika rehetra dia iray ihany ao @ Kristy Jesoa🤍
Mpanazava Chap-Mi💛💚❤

📚Lioka 9:23❤️‍🔥
“Raha misy te-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany isan’andro, dia hanaraka Ahy.”

Eto dia misy fihainoana, misy fitiavana 🤍
Toerana iray ahafahan’ny tsirairay miteny sy henoina, satria ao amin’i Jesosy dia iray tampo isika.

Na inona na inona lalovanao, na ratra na ahiahy, dia raisina am-pitiavana ianao eto.
Miara-mandeha isika, manaraka Azy isan’andro, amin’ny finoana sy fanantenana.

Indro ny rohy makany amin’ny kaonty TIK TOK :
https://www.tiktok.com/.chapelle.mi?_r=1&_t=ZS-95adPQykxYF

💛💚❤️

Lasy MIHATSARA 💚🥰Misaotra an'Andriamanitra izahay fa nahavita nahatanteraka ny lasim-paritany izahay Sampana Maitso Skot...
22/03/2026

Lasy MIHATSARA 💚🥰

Misaotra an'Andriamanitra izahay fa nahavita nahatanteraka ny lasim-paritany izahay Sampana Maitso Skoto Chap-Mi Ivato fiv.278.2Chapelle Militaire IvatovaMpanazava Analamanga Andrefana Ofisialyialyisialy

Le Scout ce n'est pas juste une activité, c'est une école de VIE.✨⚜ 's day
22/02/2026

Le Scout ce n'est pas juste une activité, c'est une école de VIE.✨⚜

's day

Joyeux anniversaire cheftaine Ifaliana 🥳🥰Mirarary ny soa sy ny tsara ho an'ise izahay de tongava @ ambony indrindra 🥰❤Bi...
20/01/2026

Joyeux anniversaire cheftaine Ifaliana 🥳🥰

Mirarary ny soa sy ny tsara ho an'ise izahay de tongava @ ambony indrindra 🥰❤
Bisous cheftaine 😘

Tontolo andro feno hafaliana ny omaly🥰❤
19/01/2026

Tontolo andro feno hafaliana ny omaly🥰❤

Sary an_dasy part 3🥰🥰🥰😍😍
18/08/2022

Sary an_dasy part 3
🥰🥰🥰😍😍

Sary an_dasy part 2 🥰🥰🥰😍😍😍😍Gasy ka tsara ❤️😍😍
18/08/2022

Sary an_dasy part 2
🥰🥰🥰😍😍😍😍
Gasy ka tsara ❤️😍😍

Misaotra an'Andriamanitra lehibe Misaotra ny mpitandrina Misaotra ny Komitim_pivondronanaMisaotra ireo filoha rehetra Ar...
07/08/2022

Misaotra an'Andriamanitra lehibe
Misaotra ny mpitandrina
Misaotra ny Komitim_pivondronana
Misaotra ireo filoha rehetra
Ary isika rahavavy rehetra nitondra am_bavaka izao fanekena izao fa tanteraka soamatsara androany
N'y fanekena mpiandraikitra mpanazava ato Amin Fivondronana Chapelle Militaire Ivato
Miora Tiana (Hatoto Mananty)
Fenitra Mamiarivoni ( Tsikoza Matomboka)
Ozita Miadidy
Andriamanitra anie hanampy anareo hatrany Amin adidy sy andraikitra bé sahaninareo 🥰🥰🥰💖💖💖
📷 Fitiavana Linarivelo

Faly miarahaba antsika indray 👋😍Isaorana Andriamanitra fa vitæ soa n'y concours technique mavo💛 s'y maitso 💚Izay notante...
03/04/2022

Faly miarahaba antsika indray 👋😍
Isaorana Andriamanitra fa vitæ soa n'y concours technique mavo💛 s'y maitso 💚
Izay notanterahana omaly asabotsy 02Aprily 2022 teny ankazo sous bois 🌳🌲🌲🌲
Isaorana n'y fivondronana Chap_Mi nandefa solontena aminizany,
Isaorana n'y KP s'y ireo RAy amandreny ,n'y Mpiandraikitra ihany
Koa Tsy adino 😍😍😍
Indro sary vitsivitsy nanamarika Izany 🥰

Address

Analamanga
Ambohidratrimo
TANA105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanazava Maitso Chapelle Militaire Ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share