STK AMAFI FJKM Iarinarivo

STK AMAFI FJKM Iarinarivo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from STK AMAFI FJKM Iarinarivo, Iarinarivo, Ambohidratrimo.

Fiadanana eee🥰Fiderana mafana be ity🎉😍H_21❤️Efa vonona izahay amin'ny Fiderana😍❤️Efa vonona hanao ny asan'ny Tompo🙏🏻🙏🏻🙏🏻...
22/08/2026

Fiadanana eee🥰

Fiderana mafana be ity🎉😍
H_21❤️

Efa vonona izahay amin'ny Fiderana😍❤️
Efa vonona hanao ny asan'ny Tompo🙏🏻🙏🏻🙏🏻

Ho hirainay an-tsehatra amin'io ny Hira sy ❤️
Ary koa ireo hira hafa izay efa anay manokana

Vonona hanohana amin'ny STK Feon'ny Fanantenana avy ao amin'ny FJKM Ambatomahabodo✅❤️



29/06/2026

Fiadanana eee🥰

Efa manomboka tadidy ve ny Tononkira sa mbola vao mianatra??😍❤️

✅Aza adino ny mizara Vidéo amin'ireo Namanao🙏🏻

Fintina an-tsary ny Antsam-panahy izay notanterahin'i STK AMAFI FJKM Iarinarivo teny amin'ny FJKM Fenoarivo Manjakazafy ...
29/06/2026

Fintina an-tsary ny Antsam-panahy izay notanterahin'i STK AMAFI FJKM Iarinarivo teny amin'ny FJKM Fenoarivo Manjakazafy omaly Alahady 28 Jiona 2026❤️

✅Misaotra ny Tompo nanome hery nahafahana namita ny ASANY🙏🏻🥰
✅Misaotra ny Sampana Tanora Kristiana tao an-toerana nandefa fanasana sy nanolotra takelam-pahatsiarovana fankasitrahana tamin'ny nahazahoana laharana Voalohany tamin'ny Lavanty an-kira🎉

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra🙏🏻❤️



28/06/2026

‼️CLIP OFFICIEL‼️

❤️Fanahy Masina - AMAFI FJKM Iarinarivo❤️

Isaorana manokana:
•Andriamanitra nanome hery sy fotoana🙏🏻
•VN Project :nanao ny montage Clip rehetra
•Coache Hery : Acteur Compositeur✨
•Ny mpikambana rehetra🥰

"Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny
Fanahy Masina aminareo"🕊️❤️
~Asan'ny Apostoly 1 : 8a~

✅AZA ADINO NY MANARAKA NY PAGE SY MANAO PARTAGE

28/06/2026

"Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny
Fanahy Masina aminareo." (Asan'ny Apostoly 1: 8a)

⛔ CLIP OFFICIEL 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐇𝐘 𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 A.M.A.FI Iarinarivo⛔

Hivoaka anio ✅Alahady 28 Jiona 2026✅
⏰Amin'ny 5ora hariva

Entano ny namana hanaraka ny Pejy❤️

26/06/2026

Matoky Anao - A.M.AFI FJKM Iarinarivo❤️

🎬Réalisé par: VN Project
A/C: Coache Hery

Misaotra an'Andriamanitra Lehibe🥰
Misaotra ny Mpikambana rehetra
Misaotra ny mpamoron-kira tamin'ny fanampiana rehetra
Misaotra ny mpanohana rehetra
Misaotra ny FJKM Iarinarivo🙏🏻

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra❤️🙏🏻

Contact: 0349010003 ~ WhatsApp: +261384339533

Iza avy no efa miandry ny fivoahan'ny Clip ato??😍Araka ny efa nambara tamin'ny fety omaly dia anio no hamoahanay ny Clip...
26/06/2026

Iza avy no efa miandry ny fivoahan'ny Clip ato??😍

Araka ny efa nambara tamin'ny fety omaly dia anio no hamoahanay ny Clip Voalohany izay nataon'i STK AMAFI FJKM Iarinarivo🥳🥰

STK A.M.A.FI FJKM Iarinarivo
❤️Matoky Anao❤️

⏰Manome fotoana ho anareo izahay rahariva amin'ny 7ora✅

📆Ny Alahady 29 Jiona 2026 ho avy izao kosa no hivoahan'ny Clip iray✨

Manantena ny fanohananareo sahady izahay🙏🏻
Indrindra ny amin'ny Partage✅

Arahabaina ny Malagasy rehetra nahatratra ny Fetim_pirenena 2026🇲🇬🎉Mirary fety sambatra ho antsika rehetra🥰Manaova fety ...
26/06/2026

Arahabaina ny Malagasy rehetra nahatratra ny Fetim_pirenena 2026🇲🇬🎉
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra🥰
Manaova fety am_pifaliana eo ambany fitantanan'ny Tompo🙏🏻🥰

___________________________________

Mankasitraka anareo rehetra izay tonga nanohana ny fety izay nokarakarainay STK AMAFI FJKM Iarinarivo omaly🙏🏻🥰
Misaotra tamin'ny fandraisana anjara, misaotra nitaona namana
Ary indrindra misaotra tonga nanatrika nijery izany fety izany🙏🏻

Tsy ny fety fotsiny no nojerenareo, fa mino izahay fa nahazo aim_panahy sy hafatra ihany koa ianareo🤗❤️

Ireny no tontosa dia noho ny fitantanan'IZY RAY🙏🏻
Hiezaka hitondra ny tsara ho anareo foana izahay ato amin'ny STK AMAFI FJKM Iarinarivo🥰

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra !!🙏🏻🙏🏻🙏🏻

Address

Iarinarivo
Ambohidratrimo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK AMAFI FJKM Iarinarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share