GBL Ambohidratrimo

GBL Ambohidratrimo Goupe Biblique Local dans le district d'Ambohidratrimo, constitué du GBS,GBU GBA. Sa vision est de connaître Christ et de le faire connaître aux étudiants.

Atteindre les élèves et étudiants dans les collèges, lycées et institut supérieurs du dis

Andro sisa no isaina dia ho avy ny lasy "English Camp" karakarain'ny GBU Ambohidratrimo ✨✨25 - 26 Febroary.Hanasana ireo...
21/02/2023

Andro sisa no isaina dia ho avy ny lasy "English Camp" karakarain'ny GBU Ambohidratrimo ✨✨

25 - 26 Febroary.

Hanasana ireo mpianatra ety amin'ny Faritra Ambohidratrimo.

Mp na 0341459538.

Mientanentana ery fa hiaona indray 😍Fifampiatabana tratry ny taona eto amin'ny GBL Ambohidratrimo✨Fotoana : Sabotsy 4 Fe...
02/02/2023

Mientanentana ery fa hiaona indray 😍
Fifampiatabana tratry ny taona eto amin'ny GBL Ambohidratrimo✨

Fotoana : Sabotsy 4 Febroary amin'ny 10-3 ora
Toerana: LLB Mandriambero
Ny hoetina: tsiky sy vary ary laoka akoho 😊

12/12/2022

Ozy ny manodidina rehefa mahita ny fiainana olona iray izay hoe: " Izao ve no ataon'iny nefa mba Kristiana ihany??" 🧐

🧏‍♀️Betsaka ny olona manafangaro, na tena tsy mahafantatra ny tena kristiana sy ny modimody🤷‍♀️. Ahoana ary no fisehon'izy ireny eny eny? 🤔

🙇‍♀️Tsy hoe ny fandehanany foana any am-piangonana na ny maha Mpivavaka be azy dia ampy hilazana azy fa Kristiana!🙎‍♀️ Tadidio fa na ilay fariseho niakatra teny an-kianjan'ny tempoly iny koa aza anie Nivavaka eh!(Lioka 18: 9-14)👈 fa nefa tsy tena izy izy😞!

💁‍♀️Raha tena efa nandray an'i Jesosy Kristy ho Tompony no olona iray (izay fototry ny maha Kristiana😍), dia miaina ny fanahy👈🧏‍♀️^^. 😍"Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po,fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana, fahalemem-panahy, fahononam-po."😍(Gal5:22-23) ☝️Ary tsy miseho ho manana izany fa TENA manana izany. Izany hoe tsy miseho sy te hilaza ho manana izany ny kristiana, fa ny hafa no hilaza anao fa manana izany🫣.

😇Tsy hoe eo no eo nefa izany dia hanana fa mila manaiky ny fiasan'ny Fanahy Masina hanampy anao hiala mifanohitra Vokatry ny Fanahy ireo.🙃

😀Araka izay: TENA Kristiana ve ianao sa MODIMODY??🫵

Mifanentana - mifanohana - mifampivavaka😊♥️
15/08/2021

Mifanentana - mifanohana - mifampivavaka😊♥️

“ Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mi...
28/03/2021

“ Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy maintsy manao izany;
fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho! “ I Kor 9:16
Max Prière
Partagez

Finaritra e, Taona vaovao, fiainam-baovao, fifankatiavana tsy miova.Fotoana iray tsy adinointsika GBS-GBU-Sakaiza-Cellul...
27/01/2021

Finaritra e,
Taona vaovao, fiainam-baovao, fifankatiavana tsy miova.

Fotoana iray tsy adinointsika GBS-GBU-Sakaiza-Cellulier entina hifampiarabana sy hiombonana hafaliana ary handraisantsika anjara-biriky hanampiana ireo matihanina ao amin'ny foibe UGBM.

Araraotintsika amin'io fotoana io ihany koa ny fanaovana veloma an'i Tiffanie (GBU) izay handeha lavitra antsika hatihoatsy.

12/02/2020

Vinavina CPV 2020:

Toerana: SADABE côté Talatavolonondry, centre "SAHAFANILO".
Ny mahatsara azy: Malalaka sy Mahafinaritra, maitsomaitsobe, efa zatra mandray lasy; misy toerana lehibe fiompiana trondro, tantely, fambolena permaculture, azo anaovana visite-partage sy randonnée mihitsy aza.

Vinavinam-pandaniana pour 4j:

Isan'olona (frais de camps): 20 000 ariary izay mitsinjara toy izao:

Sakafo: 8 000 ariary (2000ar/j * 4j)
Frais taxibrousse: 10 000 ariary (5000ar/aller*2 A-R)
Hofantrano fatoriana sy hofantoerana: 2 000 ariary (500ar/j * 4j)
Vary fotsy voatsimpona: 6 Kapoaka

Ny ankoatrany, izay mazàna anaovantsika quête de dons :

Hofantrano fivoriana: 60 000 ariary (15 000ar* 4j)
Groupe électrogène: 100 000 ariary (20 000 ariary (vatan'ilay groupe: 5000ar/j*4j) + 80 000 ariary essence (1,5l/heure*3h/j))
Charbon: 50 000 ariary (25 000ar*2)
Fitaovan-dakozia: 40 000 ariary (10 000ar/j*4j)

Mitondra kidoro isika (manana 20 isa antonona olona 40 na 50 eo ho eo, izay mety tsy ho ampy), samy mitondra ny firakotra sy fitaovam-pihinanana sy fitaovam-pidiovany ny tsirairay.

Mety misy adino fa mba mifanampy hevitra eo....

Family in Jesus
20/01/2020

Family in Jesus

Fotoanan'ny GBU Ambohidratrimo sy ny mpianatra afaka BAC 😍😍, tongava, tsarovy ambavaka 🙏🙏
15/11/2019

Fotoanan'ny GBU Ambohidratrimo sy ny mpianatra afaka BAC 😍😍, tongava, tsarovy ambavaka 🙏🙏

Réunion tripartite 09/11/2019*Kolejy teolojika Ivato--TIMOTY-------At school--------------and anywhere  :)
10/11/2019

Réunion tripartite 09/11/2019
*Kolejy teolojika Ivato

--TIMOTY
-------At school
--------------and anywhere :)

Address

Ambohidratrimo
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GBL Ambohidratrimo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share