Ecole Théologique ADD Madagascar

Ecole Théologique ADD Madagascar Manofana mpitarika vonona hanompo mba hanatratra ireo firenena miaraka amin'ny herin'ny Fanahy Masina

31/05/25Deraina ny Tompo🙏🔸Anio no fotoana lehibe famoahana ireo mpianatra nahavita tsara ny telo taona fianarana teto am...
31/05/2025

31/05/25
Deraina ny Tompo🙏
🔸Anio no fotoana lehibe famoahana ireo mpianatra nahavita tsara ny telo taona fianarana teto amin'ny Ecole Théologique ADD Madagascar
🔸Andiany faha-36 ahitana mpianatra 33 lahy sy vavy vita fiofanana misalitra ny anarana hoe: "Mpanompo Vonona hoamin'ny Irak'i Kristy"

"FOTOANA IFANAOVANA AMIN'I JESOSY"Seminera manokana iarahana amin'i Docteur Gavin Williams sy Glenda vadiny avy any Aust...
29/10/2024

"FOTOANA IFANAOVANA AMIN'I JESOSY"
Seminera manokana iarahana amin'i Docteur Gavin Williams sy Glenda vadiny avy any Australia,
✅Hanasana antsika Pasteur Assemblée de Dieu rehetra miaraka amin'ny vadiny avy
✅Ny Talata 29- Alarobia 30- Alakamisy 31 Oktobra-Zoma 01 Novambra 2024
✅Isan'andro manomboka amin'ny 02 ora tolakandro ka hatramin'ny 03ora sy fahefany.
⛪Toerana: Ecole Théologique ADD Madagascar Alakamisy Anosiala

Manantena hihaona aminao


FILAZANAFitsapana hidirana Taona voalohany (1ère Année) eto amin'ny Ecole Théologique ADD Madagascar 🔸Daty: Alakamisy 01...
29/07/2024

FILAZANA
Fitsapana hidirana Taona voalohany (1ère Année) eto amin'ny Ecole Théologique ADD Madagascar
🔸Daty: Alakamisy 01 Aogositra @ 8 ora
🔸Toerana: ADD ANOSIBE

⚠️Zavatra mila homanin'ny mpiadina:
✅Taratasy fanamarinana avy @ mpitandrina ✅Taratasy fenoin'ny mpiadina (Afaka alaina ao Anosibe)
✅Photocopie CIN na kopia nahaterahana
✅Acte de mariage raha efa manambady
✅Visite médicale avy @ dokotera
✅Photocopie diplôme na filazam-pahaizana
✅2.000 ar hanaovana photocopie.
🚩Entina amin'io fotoana io ireo dossier ilaina ireo.


14/06/2024

🎥Interview Pst Rija Mamy Be Arthur Lala
🔸Filohan'ny Filankevi-pitantanana ny Fiangonana Assemblée de Dieu eto Madagasikara
🔸Filohan'ny Filankevi-pitantanana ny Ecole Théologique ADD Madagascar

©️Sary Viva - TVM

🎊SORTIE DE PROMOTION 2024🎊📸Fotoana mamy feno ny Fanatrehan'AndriamanitraEcole Théologique Alakamisy Anosiala🙏Arahabaina ...
14/06/2024

🎊SORTIE DE PROMOTION 2024🎊
📸Fotoana mamy feno ny Fanatrehan'Andriamanitra
Ecole Théologique Alakamisy Anosiala

🙏Arahabaina ny Andiany faha-35: "MPANOMPO MAHATOKY": Mivavaka sy mitsodrano anareo izahay hahomby amin'izay niantsoan'ny Tompo anareo, omban'ny herin'ny Fanahy Masina, arahana famantarana sy fahagagana.
✅Isaorana ireo manam-pahefana, manam-boninahitra isan'ambaratonga miaramila sy sivily tonga nanome voninahitra
✅Isaorana ireo Misionera rehetra nanome tonga nanotrona, singanina manokana amin'izany ny vahiny avy any Texas Etazonia, Rev. Irby McKnight (mivady) nitondra ny hafatr'Andriamanitra
✅Isaorana ny Filankevim-pitantanana ny Fiangonana Assemblée de Dieu eto Madagasikara izay tarihin'ny Filoha Rija Mamy Be Arthur Lala
✅Isaorana ireo mpitandrina isam-piangonana voasolotena ny Nosy
✅Isaorana ireo mpitarika ny fiangonana rahavavy tonga nanotrona
✅Isaorana ny fiangonana tonga nanotrona maro dia maro
✅Isaorana ny ankohonana sy ny fianakavian'ny mpianatra nahavita ny fianarana
🙏Omena fankasitrahana feno ny Komitim-pitantanana ny Ecole Théologique ADD Madagascar sy ny Tale Docteur James Thacker ary ireo mpampianatra sy mpiaramiasa rehetra

🙏An'Andriamanitra irery ny Voninahitra mandrakizay!

🎊SORTIE DE PROMOTION 2024🎊Andiany faha-35: "MPANOMPO MAHATOKY"Asabotsy 08 Jona 2024Manomboka @ 09:00 marainaEcole Théolo...
03/06/2024

🎊SORTIE DE PROMOTION 2024🎊
Andiany faha-35: "MPANOMPO MAHATOKY"
Asabotsy 08 Jona 2024
Manomboka @ 09:00 maraina
Ecole Théologique Alakamisy Anosiala

✅Hanasana ny fiangonana rehetra
✅Hanasana ireo mpitandrina isam-piangonana manerana ny Nosy

MANA ISAN'ANDRO“Misy mahafoy, nefa mitombofanana ihany; Ary misy fatra-pahihitra loatra, nefa tongamalahelo ihany.”Ohabo...
16/05/2024

MANA ISAN'ANDRO
“Misy mahafoy, nefa mitombofanana ihany; Ary misy fatra-pahihitra loatra, nefa tongamalahelo ihany.”
Ohabolana 11:24

MANA ISAN'ANDROEny, harem-be tokoa ny fivavahana ho an’ny olona mahay mianina amin’izay ananany.1Timoty 6:6
07/03/2024

MANA ISAN'ANDRO
Eny, harem-be tokoa ny fivavahana ho an’ny olona mahay mianina amin’izay ananany.
1Timoty 6:6

28/02/24Nanatanteraka ny Famangiana fahoriana ny mpianatra avy amin'ny kilasy telo ho mariky ny fiaraha-miory amin'ny fi...
29/02/2024

28/02/24
Nanatanteraka ny Famangiana fahoriana ny mpianatra avy amin'ny kilasy telo ho mariky ny fiaraha-miory amin'ny fianakavian'ny Mpampianatra Misionera Jay Rostorfer noho ny fahalasan'ny reniny niteraka azy.

Mahaiza mihonona tompoko

MANA ISAN'ANDROAry raha fantatsika fa mihaino antsika Izy, na inona na inona no angatahintsika, dia fantatsika fa azonts...
28/02/2024

MANA ISAN'ANDRO
Ary raha fantatsika fa mihaino antsika Izy, na inona na inona no angatahintsika, dia fantatsika fa azontsika izay angatahintsika Aminy.
1Jaona 5:15

MANA ISAN'ANDRO:Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy; fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satro-boninahit...
22/02/2024

MANA ISAN'ANDRO:
Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy; fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satro-boninahitra fiainana, izay nolazain'ny Tompo homena izay tia Azy.
Jakoba 1:12

MANA ISAN'ANDRO:Maro ny fahorian'ny marina; nefa Jehovah manafaka azy amin'izany rehetra izany.Salamo 34:19
12/02/2024

MANA ISAN'ANDRO:
Maro ny fahorian'ny marina; nefa Jehovah manafaka azy amin'izany rehetra izany.
Salamo 34:19

Address

ANOSIALA
Ambohidratrimo
105

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecole Théologique ADD Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Ecole Théologique ADD Madagascar:

Share