Ziona Vaovao FLM Ambohibary

Ziona Vaovao FLM Ambohibary Pejy ahafahanao miresaka amin'ny KTLM Z.V. sy ny momba azy ary ireo hirany ary koa ahafahantsika mifa KTLM ZIONA VAOVAO

📖" Ary homeko fiadanana eo amin' ny tany ianareo, ka handry fahizay" Levitikosy 26: 6a📌Zaika SPAM faha- 53 / 03 - 09 aou...
10/08/2026

📖" Ary homeko fiadanana eo amin' ny tany ianareo, ka handry fahizay" Levitikosy 26: 6a

📌Zaika SPAM faha- 53 / 03 - 09 aout teto Betafo

Misaotra Jesosy fa vita soa ny zaika. Nahazo aim-panahy, nitondra lesona ho entina miaina...🫂

Ny omalinay😍... Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany🙏🏻. Fisaorana lehibe no atolotra ho anareo Fikambanan'ny Past...
03/08/2026

Ny omalinay😍...
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany🙏🏻.
Fisaorana lehibe no atolotra ho anareo Fikambanan'ny Pastora eto Betafo (FIPA) nikarakara ny fiderana izay niarahana tamin'ny TA.FA.MA sy ny Antson'ny Lanitra Ambatonikolahy sady ho fisantarana ny @ Zaika kely faha -56 atao eto amin'ny Fileovana Betafo🫱🏻‍🫲🏽.

"Fa itafio Jesosy Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany"Romana 13: 14 🙏🏻Fiadanana zareo a....
30/07/2026

"Fa itafio Jesosy Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany"
Romana 13: 14 🙏🏻

Fiadanana zareo a...🫱🏻‍🫲🏽

Indro ny fintina an-tsary vitsivitsy tamin'ny fanokanana ny fanamiana vaovao ny Antoko mpihira Ziona Vaovao ny Alahady 12 Jolay lasa teo🎀
🌼Isaorana ny Ray aman-dReny:
▫Pastora Pascal Ranaivoarivony (Tonian' ny KTLM SPAM)
▫Pastora Ratsifehera Noely Mamy ( Mpitondra ny Fileovana Ambohibary)
▫Pastora Rivoson (coach KTLM fileovana Ambohibary Sambaina)..izy ireo izay nanokana ny fanamiana faha-4 ny Antoko mpihira.
Isaorana koa ireo Antoko mpihira hafa tonga nankalaza ny fanokanana:
🔺 AMJ zandriny avy ao amin'ny Ekar Md Joseph Ambohibary
🔺 Akon'ny Famonjena Ambohitrandriana.

✏Amin'ny Alahady 02 Aout izao indray ny fotoantsika manaraka any Betafo☺

Fiadanana e👋🏻Any Betafo indray ny fotoanantsika manaraka @ Alahady 02 Aogositra izao☺Randram-peo fiderana izay iarahana ...
28/07/2026

Fiadanana e👋🏻

Any Betafo indray ny fotoanantsika manaraka @ Alahady 02 Aogositra izao☺
Randram-peo fiderana izay iarahana @ choral:
🔻Ziona Vaovao Ambohibary
🔻Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo
🔻Anjomaran'ny Lanitra Mandrosohasina
🔻Antson'ny Lanitra Ambatonikolahy

📍 Kianja maintso Ambohitsimanova
⏱: 01h30' tolakandro
💵 Lehibe : 1000ar / Ankizy : 500ar

Sady iomanana ny Zaika ny KTLM Spam izay manomboka 03 Aogositra io no fiderana an' Andriamanitra🎷

Tongava aloha iaraka hidera Azy isika...🙏🏻

🕊🔔Finaritra e👋🏻Miarahaba antsika rehetra @ anaran'ny Jesosy izahay ny amin'ity androny'ny Pentekosta ity, ny Fanahy Masi...
24/05/2026

🕊🔔
Finaritra e👋🏻
Miarahaba antsika rehetra @ anaran'ny Jesosy izahay ny amin'ity androny'ny Pentekosta ity, ny Fanahy Masina izay efa nomena antsika teo @ Batisa anie hanome hery antsika sy hampiray antsika ao @ Kristy🫂
''Fa hahazo hery ianareo @ hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo''
📍Asa 1:8a
'' ny Fanahy Masina no hampianatra anareo amin'izany ora izany izay mety ho lazainareo''
📍Lioka 12:12

Mirary andro feno fahasoavana sy fahazàvana eo ambany fanilovan'ny Fanahy Masina ho anareo

Finaritra e👋🏻...Isaorana lehibe Ilay Andriamanitra Tompotsika noho ny fahasoavany sy ny fitiavany nomeny antsika mandrak...
10/05/2026

Finaritra e👋🏻...

Isaorana lehibe Ilay Andriamanitra Tompotsika noho ny fahasoavany sy ny fitiavany nomeny antsika mandrakariva🫶🏻.
Tontosa androany ny fitoriana izay nataonay tao @ Fileovana Betafo, Fitandremana Soaviniarivo⛪Ho fankalazana ny faha 150 taona niorenan'ny fiangonana.
Isaorana ianareo Fiangonana nampiatrano, ny fiadanan'ny Tompo anie homba anareo🙏🏻

25/12/2025

Miarahaba antsika rehetra. samy notahiaNy nahatratra ny Krismasy 🎄🎄
Mirary fety sambatra

Address

Ambohibary
111

Telephone

+261330748969

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ziona Vaovao FLM Ambohibary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share