F.S.C '' Faith Sariaka Company''

F.S.C '' Faith Sariaka Company'' PROPRETE ; SANTE ET PAIX

18/05/2022

Salama daholo,manasa anao ny FSC hanaraka ity video kely ity, ra liana ianao dia afaka miantso anay fa ho valianay.

10/03/2021

Salama daholo, mbola eto ny orinasa FSC hanadio sy hanampy anareo hanala ny loto, hampisy endrika mirana rehefa tonga ao an trano, madio, manitra afa po tsara contacter nous vite

Raha misy mahaliana efa eo ny prix, manao livraison ihany Koa izahay, mp n'y detail
03/02/2021

Raha misy mahaliana efa eo ny prix, manao livraison ihany Koa izahay, mp n'y detail

Manao ny asa rehetra momba ny fanadiovana toy ny, grand nettoyage manadio atrany ifotony miaraka amin'ny equipe professi...
25/01/2021

Manao ny asa rehetra momba ny fanadiovana toy ny, grand nettoyage manadio atrany ifotony miaraka amin'ny equipe professionnels sy fanaovana zaridaina.

10/11/2020

Ayant un expérience en commercial, ayant un fort capacité de convaincre les futurs clients, ayant le bacc minimum,savoir parler le français l'anglais sera un atout.merci d'envoyé lettre de motivation avec CV +photo récent au [email protected]

Mety mila produits de nettoyage ihany koa ianareo , mandray commande izahay toy ny brosse balais ,brosse carreaux , rast...
30/01/2020

Mety mila produits de nettoyage ihany koa ianareo , mandray commande izahay toy ny brosse balais ,brosse carreaux , rasta + sceau sns ary manao livraison

Mafinaritra ny vonikiazo ary mahafaly foana , fidio amin' ireo ary izay tianao Ataonay ao antokotaninao na eo amin' ny z...
30/01/2020

Mafinaritra ny vonikiazo ary mahafaly foana , fidio amin' ireo ary izay tianao Ataonay ao antokotaninao na eo amin' ny zaridainanao , afaka manao creation izahay na tsy manana tonkotany ary ianao betsaka no azo atao ohatra : ahantona eny amin' ireo lavarangana

20/12/2019

Ho an' ny faran' ny taona , ny F.S.C( Faith Sariaka Company ) dia afaka manao Grand nettoyage maison hoan' ny particulier ary mandritran' ny congee hoan ' ny orinasa mba ho taona feno fahadiovana sy mba ho manimanitra ny trano sy ny toeram-piasana amin' ny sarany tsy lafo fa afaka hoan' ny fahafaha ny viditsika 034 61 254 63

Air fresh avec un jardin si belle
25/11/2019

Air fresh avec un jardin si belle

25/11/2019

Address

Ambohibao

Telephone

+261346125463

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F.S.C '' Faith Sariaka Company'' posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share