14/12/2025
Ho antsika eto Allemagne, faly manasa antsika ampitiavana ho eo amin'ny Fanatrehan'ny Tompo, hianatra sy handroso ao anatin'ny fahalalana ny Fiombonana na ny Communion. Communion no fototra, ary ny Vokatra (Toetra), Teny sy Vavaka no Vahaolana nomena antsika.
Fa ny zavatra rehetra dia avy amin'ny Fiombonana miaraka amin'i Jesosy !
Communion @ Jesosy, izay mampiomana antsika hoamin'ny fiverenan'ny Mpampakatra...
Matio 24: Manokana ny fanjavonana
Matio 25: Miaraka ny fanomanana ny Fampiakarana
Ny Samedi 20 Décembre 2025, 15h00
Hauptstraße 18-19
55120 Mainz Mombach
(Wohnraum Mainz Am-schutzenweg )
sy ny Dimanche 21 Décembre 2025, 16h00
Joachim-Ringelnatz-Str. 1, 77694 Kehl
Tahian'i Jesosy daholo, manantena hifankahita aminao ampitiavana...
Peace tompoko!