Milaza ny tenin'i kristy

Milaza ny tenin'i kristy Andriamanitra dia tia anao mandrakizay.

Alohan'ny hiainganao anio, ankino amin'Andriamanitra ny dianao. Tsy misy mahalala izay hitranga rahampitso, fa ny Tompo ...
09/09/2026

Alohan'ny hiainganao anio, ankino amin'Andriamanitra ny dianao. Tsy misy mahalala izay hitranga rahampitso, fa ny Tompo irery no mahalala ny lalana rehetra. Koa aza miantehitra amin'ny herinao ihany, fa mivavaha ary matokia Azy. Ny loza tsy mampandre mialoha, fa ny fiarovan'Andriamanitra tsy mba diso fotoana.

09/09/2026
08/09/2026

MBA saino Kely anie e!!!!!

Raha mino ianao fa mbola velona sy miasa Andriamanitra ankehitriny, dia araho ny pejy ary zarao amin'ny namanao koa. Met...
09/06/2026

Raha mino ianao fa mbola velona sy miasa Andriamanitra ankehitriny, dia araho ny pejy ary zarao amin'ny namanao koa. Mety ho valim-bavaka ho an'olona iray ny publication iray zarainao. ❤️

Address

Ambohibao

Telephone

+261346214473

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Milaza ny tenin'i kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Milaza ny tenin'i kristy:

Shortcuts

Share