Vondrona TILY Johary LVI- FSFLM Ambatovinaky

Vondrona TILY Johary LVI- FSFLM Ambatovinaky LVI 💙🤍

🕊️TRATRY NY PENTEKOSTA🕊️Mirary fety sambatra hoan'ise ♥️ 🤍💙 ⚜️
24/05/2026

🕊️TRATRY NY PENTEKOSTA🕊️

Mirary fety sambatra hoan'ise ♥️

🤍💙
⚜️

01/05/2026


💙🤍

✨RY SAKAIZA VELONA JESOSY ✝️ ✨Mirary fety sambatra daholo ♥️FSFLM Ambatovinaky  🤍💙 ⚜️
05/04/2026

✨RY SAKAIZA VELONA JESOSY ✝️ ✨

Mirary fety sambatra daholo ♥️

FSFLM Ambatovinaky
🤍💙
⚜️

📅8 Martsa 2026🌸 Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny vehivavy.🌸"...fa fantatr'izay rehetra ao an-tanànan'ny fireneko f...
08/03/2026

📅8 Martsa 2026

🌸 Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny vehivavy.🌸

"...fa fantatr'izay rehetra ao an-tanànan'ny fireneko fa vehivavy tsara ianao." — Rota 3 : 11b💐


💙🤍

22/02/2026

⚜️HAPPYY FOUNDER'S DAY⚜️

Baden Powell said: "Try and leave this world a little better than you found it"😉

📅22 FEBROARY 2026: andron'ny mpamorona

FSFLM Ambatovinaky


Salama daholo indray!👋Tonga indray ny 🌟JOHARY MIFETY🌟a anasana an'ise😊 Misy ny varotra isa-tsampana izay afahan'ise mano...
28/06/2025

Salama daholo indray!👋
Tonga indray ny 🌟JOHARY MIFETY🌟a anasana an'ise😊

Misy ny varotra isa-tsampana izay afahan'ise manohana azy ireo♥️

Sady mijery seho no milalao no misakafo 😋

⚜️Iza ko no ho namanay?⚜️

🤍💙

Fihirana FFPM, 142🎶Tafatsangana tokoaHaleloiaJeso Kristy Tompo soa !HaleloiaMaty nefa velona !HaleloiaMihirà ry olona !H...
20/04/2025

Fihirana FFPM, 142

🎶Tafatsangana tokoa
Haleloia
Jeso Kristy Tompo soa !
Haleloia
Maty nefa velona !
Haleloia
Mihirà ry olona !
Haleloia🎶

"Ry sakaiza velona JESOSY
Eny efa nitsangana marina tokoa ny TOMPO"✝️🤍

🇲🇬 Ny Andron'ny Mpamorona, izay ankalazaina isaky ny 22 Febroary, dia manamarika ny nahaterahan'i Robert Baden-Powell, m...
22/02/2025

🇲🇬 Ny Andron'ny Mpamorona, izay ankalazaina isaky ny 22 Febroary, dia manamarika ny nahaterahan'i Robert Baden-Powell, mpamorona ny skotisma.

🇫🇷 La Journée du Fondateur, célébrée chaque année le 22 février, commémore la naissance de Robert Baden-Powell, le fondateur du mouvement scout.

⚜️

20/02/2025

Ary ise ohatry ny ahoana no ataon'ise rehefa manamboatra fehitenda irery?😂 (Mba zarao ilay teknika 🤭)

‼️Homano dien'izao ny fanamiana sy ny fehitenda ho anaovana amin'ny sabotsy 22 Febroary 2025 izao hanamariatsika ny andron'ny mpamorona ⚜️😋‼️

11/02/2025

🎶 Nitety havoana sy saha,
Mihira milalao andao andao 🎶

Fintina antsary ny lasy izay nataon' ny sampana rehetra tato amin'ny vondrona ny 7-8-9 Febroary teo 📸😊

Isaorana Andriamanitra sy ianareo ray aman-dreny manohana anay hatrany♥️

# FLM_Ambatovinaky

Address

Ambatovinaky
3622

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vondrona TILY Johary LVI- FSFLM Ambatovinaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share