FLM Ambatovinaky

FLM Ambatovinaky "Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra" Hebreo 10 : 39
"Fa itafio Jesosy Kristy Tompo" Romana 13 : 14a

27/08/2026

ALAKAMISY 27 AOGOSITRA 2026(Tohiny)

27/08/2026

ISANTAONA FAHA-XXV
ALAKAMISY 27 AOGOSITRA 2026
ANDRO FAHAROA
Fidirana amin'ny 09 ora maraina

27/08/2026

Maraim-baovao 27/08/26 (tohiny)

26/08/2026

Fanokafana Isantaona XXV (Tohiny)
26 Aogositra 2026

26/08/2026

FOTOAM-PANOKANANA
Toriteny FANEVA - Lev. 20 : 26a
“Ary aoka ho masina ho Ahy ianareo satria Masina Aho Jehovah”
-
Hafatra : Pastora KOTOBESOA, Tonian’ny FLM

26/08/2026

Fidirana: 6 ora sasany

🎶🙏 SOLONTENAN’NY FIANGONANA FLM AMBATOVINAKY 🙏🎶Ireo solontenan’ny Fiangonana FLM Ambatovinaky dia nandray anjara tamin’n...
25/08/2026

🎶🙏 SOLONTENAN’NY FIANGONANA FLM AMBATOVINAKY 🙏🎶

Ireo solontenan’ny Fiangonana FLM Ambatovinaky dia nandray anjara tamin’ny hira teto amin’ny Tobilehibe Farihimena. 🎤🎵

✨ Fotoana manan-danja izao, ao anatin’ny Fankalazana ny faha-80 Taonan’ny Fifohazana – Tobilehibe Farihimena. 🎊🙌

❤️ Faly miara-midera sy mankalaza an’Andriamanitra miaraka amin’ireo zanaky ny Fifohazana sy ireo Fiangonana maro tonga manotrona izao Jobily izao.

🙏 Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra!

❤️
🙏
🎉
🎶
🎤

25/08/2026

Fampianarana SM(11) : « FANKATOAVANA NY DIDIN’ANDRIAMANITRA : MITONDRA FITAHIANA HO AN’NY FIANGONANA SY NY FIRENENA » Lev 26 : 3-13
Pastora Dr. RAKOTOVELOMANANTSOA Alain, Mpitondra Fileovana Antsirabe Antampontanana
--
Toriteny (28) : Mat. 7 : 15-21
Pastora Dr. RANDRIANASOLO Joseph, Recteur LIME Fianarantsoa

25/08/2026

FANKALAZANA NY FAHA-40 TAONA NY SAMPANA FiFiL
Fampianarana SM(10) : « NY FANOMEZANA KRISTIANA »araka ny Lev 27
Pastora RANDRIAMIHAJA Josefa, Tonia Lefitra Tobilehibe Farihimena
--
Toriteny (26) : Mar. 12 : 41-44
Pastora MAKAVELO Marcellin, Tonia FiFiL Nasionaly

25/08/2026

Toriteny (25) : Mar. 12 : 28-34
Pastora RAKOTOMALALA Harison, Tonia FiFiL SPTm

Address

Ambatovinaky
3622

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 20:00
Thursday 06:00 - 20:00
Friday 06:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 20:00
Sunday 06:00 - 20:00

Telephone

+261341856162

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Ambatovinaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FLM Ambatovinaky:

Shortcuts

Share