04/04/2026
Mois d'Avril
LA SAISON DES GRANDES PORTES
VANIM-POTOANAN'NY VARAVARANA LEHIBE
Tonga ity ny vanim-potoananao, hidiranao amin'ny varavarana lehibe. Aza manaiky hipetraka fotsiny ka tsy ahalala ny tokony hatao.
Tongava manatrika ity fotoana lehibe ity.
Isak'Alahady mandritry ny volana Avril 2026
Maraina 6h30-08H30-10H30
Hariva 14h30
Toerana: ESPACE KEVIN Atsimondrova(eo ampitan'ny COTISSE Transport)
Misokatra ho antsika rehetra
AMPY IZAY NY MIJANONA TOY IZAO
Mba fantatrao ve?
Fa rehefa tonga ny vanim-potoanan ny ririna ohatra, dia tsy mila mivavaka ianao mba hangatsiaka fa mila hainao fotsiny ny miaina sy miatrika azy tsara.
Dia toy izany koa ny fahavaratra, tsy mila mivavaka ianao mba hilatsahan ny orana. Fa ianao mila mahalala ny hatao.
Tonga ihany koa: izao ny vanim-potoana fisokafan'ny varavarana lehibe,
Hampianatra anao izahay sady hivavaka ho anao hisokafan'ny varavarana sy hidiranao amin'ny varavaran'ny
1-Asa, fanompoana.
2-Harena
3-Fifandraisana
4-Fandresena
Tsy kisendrasendra ny ahitanao an ity.
Fotoananao izao.
Alamino ny programanao, ento ny ao antrano, ny namana sy havana.
Tsy mitory tsy misy porofo izahay.