02/03/2021
=>FIDERANA MAFANA MIARAKA AMIN'NY AFON'NY FANAHY
Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana; mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana... Midira eo amin'ny favahadiny amin'ny fisaorany, ary eo an-kianjany amin'ny fiderana. Salamo:100/2;4
Mazotoa midera an'i Tompo,