Jesosy Mamonjy Ambatofotsy-Gara

Jesosy Mamonjy Ambatofotsy-Gara Fitoriana Filazantsara ho an'ny olona rehetra

07/06/2026

Nitarika : Sr Manisasoa
Toriteny : Pasteur Njaka
Soratra Masina : Estera 4

Ao amin’ny Estera 4 dia hitantsika fa niatrika zava-tsarotra lehibe i Estera sy ny Jiosy. Na dia natahotra aza i Estera, dia natokiny an’Andriamanitra ny fiainany ka nanaiky hijoro hamonjy ny fireneny.😌

31/05/2026

Bonne fête à toutes les mamans 🥰

✨ Fifaliana lehibe ho an’ny olona rehetra! ✨Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio, dia i Jesosy.Ary efa tonga ny fotoana ...
15/02/2026

✨ Fifaliana lehibe ho an’ny olona rehetra! ✨
Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio, dia i Jesosy.
Ary efa tonga ny fotoana hanomezana voninahitra Azy amin’ny feon’ny zanatsika 🤍
🎶 Zanak’olona hitady sy hamonjy ny very
(Lioka 2:10–11 ; Lioka 19:10)

📅 22 Febroary
🕘 9 ora – 1 ora
📍 Jesosy Mamony Ambatofotsy Gara

💛 Tsarovy: Tia anao Jesosy.
Na inona na inona iainanao, tsy miova ny fitiavany anao.

Tongava maro hiara-hidera sy hiara-hankalaza an’Andriamanitra amin’ny fo feno hafaliana 🙌
Asao ny namana sy ny fianakaviana!

Ny androany - Fivoriana Lehibe - Jesosy no vahaolana ho anao 🥰 - Pasteur Jeannot : Ny fanangan'Andriamanitra ✊- Pasteur ...
22/06/2025

Ny androany - Fivoriana Lehibe - Jesosy no vahaolana ho anao 🥰
- Pasteur Jeannot : Ny fanangan'Andriamanitra ✊
- Pasteur Jean Baptiste : Ireo tokony atao raha te handray valimbavaka 🙏

Ny androany 🥰🙏
20/06/2025

Ny androany 🥰🙏

Mbola ho tia anao,.. 🥰Faly miarahaba ny Ray rehetra izahay ary mirary Soa ho an'ny rehetra ❤️
15/06/2025

Mbola ho tia anao,.. 🥰
Faly miarahaba ny Ray rehetra izahay ary mirary Soa ho an'ny rehetra ❤️

Manasa antsika rehetra 🥰
14/06/2025

Manasa antsika rehetra 🥰

Ny voany no hahafantaranareo azy... 🤭VOKATRY NY FANAHY - Ampianaro, ampahafantaro, ampiharo hatrany...Galatiana 5:22 “Fa...
08/06/2025

Ny voany no hahafantaranareo azy... 🤭

VOKATRY NY FANAHY - Ampianaro, ampahafantaro, ampiharo hatrany...

Galatiana 5:22 “Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia ….”

Fantaro fa rehefa eo ny Fanahy masina dia tsy maintsy mitondra vokatra mahafinaritra eo amintsika Izy! 🥰
Ary aza misaraka amin'ny Fanahy masina intsony na inona atao na inona, raha tianao hamokatra izay tsara ataonao! 👌

ALAHADY MIAVAKA ♥️🥰👉Hamojena anao👉Hanasitranana anao👉Hitahiana anao ✅30 Mars 2025 ✅Fiangonana Jesosy Mamonjy Ambatofotsy...
23/03/2025

ALAHADY MIAVAKA ♥️🥰
👉Hamojena anao
👉Hanasitranana anao
👉Hitahiana anao

✅30 Mars 2025
✅Fiangonana Jesosy Mamonjy Ambatofotsy Gara

Manasa anao sy ny Ankohonanao 😊
Tia anao Jesosy !

Address

Ambatofotsy Gare
Ambatofotsy
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jesosy Mamonjy Ambatofotsy-Gara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share