Dārul-Ankīdah

Dārul-Ankīdah الْحَمْدُ لِلَّهِ رَبِّ الْعَالَمِينَ

Ny Dera sy ny Voninahitra rehetra dia an'Allah...

21/01/2026

• قال الشيخ العلامة محمد بن صالح العثيمين رحمه الله :

`-قال أهل العلم:`
*صومُ شعبان مثلُ السُّننِ الرواتب بالنسبة للصلوات المكتوبة، ويكون كأنه تَقدِمة لشهر رمضان، أي كأنه راتبة لشهر رمضان، ولذلك سُنَّ الصيام في شهر شعبان، وسُنَّ صيامُ ستة أيام من شهر شوال كالراتبة قبل المكتوبة وبعدها.*

📚 فتاوي أركان الإسلام : (٤٩١)

21/01/2026
21/01/2026

🖋️Aza kivy ianareo izay manao ny DA'WAH

🟢Halalino hatrany ny fahalalana, ampiharo ary ampita amin’ny hafa mifototra amin’ny porofo mazava.

🟢Hisy olona hanao doa ho anao mandritra ny androm-piainanao ary na dia aorian'ny fahafatesanao aza ary ny valisoa avy amin'i Allah dia lehibe. In shaa Allah

🟣Imam Ibn Kathir, manam-pahaizana momba ny Tafsîr ny Qouran dia nilaza momba ny sheikh-ny:

مات ابن تيمية رحمه الله فكشفتُ عن وجهه وقبّلته وقد علاه الشيب أكثر مما فارقناه ولم يترك ولدًا صالحًا يدعو له، ولكنه ترك أُمةً صالحةً تدعوا له.

- البداية والنهاية (٣٠٠/١٨) -

"Maty i Sheikh oul Islam Ibn Taymiyyah (rahimahoullah), ka nanokatra ny tarehiny aho ary nanoroka azy, ary ny volo fotsiny dia nihoatra noho ny nandaozanay azy.
Tsy namela zanakalahy tsara hanao doua ho azy izy, fa vahoaka lehibe tsara iray no navelany hanao doua ho azy."

📖Al Bidayatou Wan Nihayah (18/300) -

Address

Ambanja
203

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dārul-Ankīdah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Dārul-Ankīdah:

Shortcuts

Share