01/11/2025
❤️
🙏 𝗥𝗢𝗝𝗢𝗠-𝗕𝗔𝗩𝗔𝗞𝗔 𝟵𝟬 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗘𝗡𝗔 🔴
🚀 Ho fiomanana sy ho fiatrehana ny fankalazana ny faha-90 Taona sampana Mena, dia hiaraka hanao rojom-bavaka isika 𝗶𝘀𝗮𝗻’𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟬𝟴 𝗢𝗿𝗮 𝗮𝗹𝗶𝗻𝗮 🕗
- Alatsinainy:Ho an’ny Firenena
- Talata: Ho an’ny Tily eto Madagasikara sy ny hetsika rehetra mandritra ny taom-panabeazana 2025-2026
- Alarobia: Ho an’ny Fiangonana
- Alakamisy. Ho an’ny fankalazana ny faha-90 Taona sy ny asan’ny vaomiera rehetra
- Zoma: Ho an’ny Mpikambana rehetra
- Sabotsy: Ho an’ny ankohonana
- Alahady: Atambatra ny rojom-bavaka nandritra ny herinandro