Voronkely andiany Railovy- Baobab Mifankatia Ambanidia

Voronkely andiany Railovy- Baobab Mifankatia Ambanidia communication religieuse

Mirary soa an'ny voronkely izay hiatrika fanadinana CEPE androany ❤
16/06/2026

Mirary soa an'ny voronkely izay hiatrika fanadinana CEPE androany ❤

Manome rà, manome aina🩸Ho an''se  izay afaka manome ra dia manasa an'se handefa Message an'i Cheftaine Rova. Rovatiana R...
27/05/2026

Manome rà, manome aina🩸

Ho an''se izay afaka manome ra dia manasa an'se handefa Message an'i Cheftaine Rova. Rovatiana Raharivony
Misaotra an'se sahady❤

05/05/2026

- Lasy MISONGA -

Mitombo amin'ny Fahasoavana
Miaraka mandroso amin'ny Fitiavana
Mamirapiratra amin'ny fahazavana
Hivelatra, hampiely vokatra amin'ny fanantenana

Fivoarana ho an'ny tena
Fanampoana tsisy fetra
Hitombo, hahazava, hivelatra koa

Voronkely andiany Railovy- Baobab Mifankatia Ambanidia 🥰

Chasses aux œufs 2026🐣🐣 🤍🩶 🐦🐦💛
12/04/2026

Chasses aux œufs 2026🐣🐣
🤍🩶
🐦🐦💛

Ity indray ny fihaonantsika manaraka ary e ☺️🐦'ndao daholo na beazina na ray aman-dreny na sakaiza na mpanohana...
06/04/2026

Ity indray ny fihaonantsika manaraka ary e ☺️🐦
'ndao daholo na beazina na ray aman-dreny na sakaiza na mpanohana...


... tsy ny naman'ise no ifaninanan'ise fa ny tsara vitan'ise omalyMandeha tsikelikely fa tsy maintsy tody 🔜Mon chemin, m...
01/02/2026

... tsy ny naman'ise no ifaninanan'ise fa ny tsara vitan'ise omaly
Mandeha tsikelikely fa tsy maintsy tody 🔜
Mon chemin, mon rythme 🐦💛


Bonne année Fivondronana🥳🥳
19/01/2026

Bonne année Fivondronana🥳🥳


Bonne année andiany Railovy 🎉 Tontosa soamantsara n'y Alahady 11 janoary 2026 ny fifampiarahabana ny fahatratrarana ny t...
11/01/2026

Bonne année andiany Railovy 🎉

Tontosa soamantsara n'y Alahady 11 janoary 2026 ny fifampiarahabana ny fahatratrarana ny taona Vaovao 2026 hoan'ny andiany Railovy 🤗🙏
Hisaorana Andriamanitra noho ny taona Vaovao Ary inoana fa ho feno fahasoavana ny voronkely eto Ambanidia amin'ity taona 2026 ity, 🙏

Vita tompoko 🫶🏽🥳Misaotra An’Andriamanitra fa vita soa ny famaranana ny faha 60 taonan'ny Voronkely sy ny Tsiambaratelony...
14/12/2025

Vita tompoko 🫶🏽🥳
Misaotra An’Andriamanitra fa vita soa ny famaranana ny faha 60 taonan'ny Voronkely sy ny Tsiambaratelony. Mankasitraka Andiany Railovy, nanomboka tamin'ny fanokafana hatramin’ny famaranana dia teo foana ise🥳💗

«Mifankatiava tsara dia aoka isika hanao soa amin'ny olona rehetra🥰»




Sary fanehoana nandritra ny fankalazana

Address

Ambanidia

Telephone

+261347874188

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voronkely andiany Railovy- Baobab Mifankatia Ambanidia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share