FLM Fanantenana Ambalavao Tsienimparihy

FLM Fanantenana Ambalavao Tsienimparihy "Kristy Jesosy no fehizoro indrindra" Efesianina 2:20b

31/12/2025

Fitsenana ny taona vaovao 2026
- Fotoam-bavaka
- Asa sy fampaherezana
- Fankalazana sy fiderana an'Andriamanitra

24/12/2025

SALOMA - Andao rankizy Γ΄ !

Sasakalin'ny Krismasy - SALOMA - FLM Fanantenana πŸŽ„πŸŽ„πŸŽ‰πŸŽŠπŸŽπŸŽ€πŸ™πŸ™
24/12/2025

Sasakalin'ny Krismasy - SALOMA - FLM Fanantenana πŸŽ„πŸŽ„πŸŽ‰πŸŽŠπŸŽπŸŽ€πŸ™πŸ™

03/03/2025

TAFAKRI : Seho ara-pilazantsara 02/03/2025

Tanteraka omaly 02/03/2025 ny Seho ara-pilazantsara andian'ny voaloahany, izay notanterahan'ny TA.FA.KRI ( Tanora Faneva...
03/03/2025

Tanteraka omaly 02/03/2025 ny Seho ara-pilazantsara andian'ny voaloahany, izay notanterahan'ny TA.FA.KRI ( Tanora Fanevan'i Kristy ) tao 'ny tanana Ambalavao.
πŸ™πŸ™Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra πŸ™πŸ™.

Ny atsimo!πŸ‘‹Ny avaratsee!😲Ny andrefa!πŸ˜‰Ny hatagn'atsignana!πŸ™‹Itoy aba, itoy endry ny programa koa Dia ano magnenga atsika m...
30/10/2024

Ny atsimo!πŸ‘‹
Ny avaratsee!😲
Ny andrefa!πŸ˜‰
Ny hatagn'atsignana!πŸ™‹
Itoy aba, itoy endry ny programa koa Dia ano
magnenga atsika mianakaby!!πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™

Fotoana famaranana ny isan-telovolan'ny Fileovana Ambalavao aty Besoa.
30/06/2024

Fotoana famaranana ny isan-telovolan'ny Fileovana Ambalavao aty Besoa.

Notanterahana teny Sotrovory ny fankalazana ny Pentekosta faharoa ! Maro ireo sampana tonga nandray anjara ary teo ihany...
20/05/2024

Notanterahana teny Sotrovory ny fankalazana ny Pentekosta faharoa ! Maro ireo sampana tonga nandray anjara ary teo ihany koa ry zareo avy ao antoerana !

Hoan'Andriamanitra irery ny voninahitra

Fankalazana ny Jobily Teolojianina RAZANAMIASY MargueritteToy izao Ny programme weekend ho avy izao:1- Asabotsy maraina ...
25/04/2024

Fankalazana ny Jobily Teolojianina RAZANAMIASY Margueritte
Toy izao Ny programme weekend ho avy izao:
1- Asabotsy maraina @ 6 ora, fifaninanana sport isan-karazany
2-asabotsy maraina @ 9 ora, fotoam-pivavahana,hisy fifaninanana Hira andraisan'ny tsirairay anjara na fianakaviana n'a groupe.
3- Asabotsy tolakandro @ 2ora sy sasany, fifaninanana Hira ho an'ny faritra sy sampana.
4-alahady maraina @ 8 ora, fotoana ara-dritoaly, hisy firatazam-bary, fandraisana ny fanasan'ny Tompo.

Ireo solotenan'ny Fanjakana Tonga nanotrona Ny fanokanana teto @ Toby Ziona Ambohimahasoa.
21/03/2024

Ireo solotenan'ny Fanjakana Tonga nanotrona Ny fanokanana teto @ Toby Ziona Ambohimahasoa.

21/03/2024

Address

Ambohijafy
Ambalavao
303

Telephone

+261340488776

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Fanantenana Ambalavao Tsienimparihy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share