Santatry ny Fiainan'ny Lanitra

Santatry ny Fiainan'ny Lanitra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Santatry ny Fiainan'ny Lanitra, Religious organisation, antananarivo, Alasora.

Matio 6:10
"..., Hatao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra"

Jaona 14:6
"Hoy JESOSY taminy : IZAHO no lalana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy olona mankany amin'ny RAY afatsy amin'ny alalako."

26/08/2026
1 minitra vavaka :       Mba afeno ao ambanin'ny       elatrao aho Ray ô,       Satria izay eo an-tananao        JESOSY ...
24/08/2026

1 minitra vavaka :
Mba afeno ao ambanin'ny
elatrao aho Ray ô,
Satria izay eo an-tananao
JESOSY KRISTY dia tsy
hisy haharombaka mandrakizay
Amen 🙏


1 minitra vavaka:       Tsara, tsara, tena tsara,        ilay miaraka AMINAO        JESOSY KRISTY🌷🌷🌷        Mba fenoy AN...
17/08/2026

1 minitra vavaka:
Tsara, tsara, tena tsara,
ilay miaraka AMINAO
JESOSY KRISTY🌷🌷🌷
Mba fenoy ANAO indray ary
ny tontoloko rehetra.
Amen 🙏


JESOSY ro hazomanga soaFitahiandrake firengeambe tokoa
12/08/2026

JESOSY ro hazomanga soa
Fitahiandrake firengeambe tokoa


1 minitra vavaka :   ANDRIAMANITRA lehibe sady    masina IANAO JESOSY KRISTY ô,    mba raiso ny fiandriananao     eo ami...
10/08/2026

1 minitra vavaka :
ANDRIAMANITRA lehibe sady
masina IANAO JESOSY KRISTY ô,
mba raiso ny fiandriananao
eo amin'ny fiainanay.
Amen 🙏


1 minitra vavaka :Ray ô,      Any hoany mety misy     olona maniry te hahita ny     fahalebiazanao eo amin'ny fiainany  ...
03/08/2026

1 minitra vavaka :
Ray ô,
Any hoany mety misy
olona maniry te hahita ny
fahalebiazanao eo amin'ny fiainany
Mba hanehoy ny fahatsaranao sy ny
voninahitrao izy JESOSY KRISTY.
Amen 🛐🙏🔥


28/07/2026

1 minitra vavaka :
Misaotra JESOSY
ny amin'ny herinandro vaovao
herinandro vaovao feno ny fanasoavanao indray JESOSY KRISTY.
Amen 🙏


Address

Antananarivo
Alasora
101

Telephone

+261344145529

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Santatry ny Fiainan'ny Lanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Santatry ny Fiainan'ny Lanitra:

Shortcuts

Share