24/05/2026
Fiadanana,
MIRARY FETY PENTEKOSTA SAMBATRA ๐๏ธ
Ampatsiahivina isika ny fiaraha-miombombavaka ny Alahady ๐ฌ๐ณ ๐๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ, izay ๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐ก'๐ก๐ฌ ๐ญ๐๐ก๐๐๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ fanao any an-tanindrazana Fjkm Anjohy Salema isan-taona.
- Manentana antsika amin'ny fanampiana ny vali-tafon'ny Fiangonana any an-tanindrazana izay efa hita eo amin'ny sary eo ambany ny fizotry ny asa.
" ๐ ๐๐๐ฆ๐ ๐๐ข ๐๐ ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐ข ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐๐ฌ ๐ ๐๐ฆ๐๐ก๐ "
Mirary soa antsika rehetra ary Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hitahy antsika mianakavy.
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.