Association des Etudiants Malagasy en Iran

  • Home
  • Iran
  • Qom
  • Association des Etudiants Malagasy en Iran

Association des Etudiants Malagasy en Iran Nous avons crée cette page dans le but d'informer, enseigner et propager la réligion islamique.

BISMI-LLAHI-RAHMANI-RAHIM وَمَا يَسْتَوِي الْأَعْمَىٰ وَالْبَصِيرُTsy mitovy ny jamba sy ny mahiratra.وَلَا الظُّلُمَاتُ...
23/11/2025

BISMI-LLAHI-RAHMANI-RAHIM

وَمَا يَسْتَوِي الْأَعْمَىٰ وَالْبَصِيرُ

Tsy mitovy ny jamba sy ny mahiratra.

وَلَا الظُّلُمَاتُ وَلَا النُّورُ

na ny aizina sy ny hazavana.

وَلَا الظِّلُّ وَلَا الْحَرُورُ

na ny aloka sy ny hafanana migaingaina.

وَمَا يَسْتَوِي الْأَحْيَاءُ وَلَا الْأَمْوَاتُ

Tahaka izany koa, tsy mitovy ny velona sy ny maty.

🤝Maneho fankasitrahana sy firariantsoa lalina ho an’i Samahate A-Doctor H.Moustwafa, Filohan’ny Fikambanan’ny Mpianatra Malagasy-Imam Baqeer (as) Madagasikara-Association Des Étudiants Malagasy En Iran, noho ny ezaka tamin’ny fandaminana sy fifampiresahana niaraka tamin’i Ray amandreny tompontanana ao Iràk, ho fanatsarana ny raharaham-pivahinianana masina Ziarat Arbaeen-Ai'mmat Al-Houdat amin’ireo toerana masina — Najaf, Koufa, Kādhimayn, Baghdad, ary Karbala hoan'ireo Shouyoukh sy ireo mpino Malagasy insha'Allah ta'anlā.

📈Enganie Allah (st) hanome hery, fahombiazana, fiarovana ary fitahiana amin’ny asa rehetra izay vinaina atao.

اللَّهُمَّ صَلِّ عَلَىٰ فَاطمَة وَأبِيهَا وَبَعْلِهَا وَبَنِيهَا والسِّرِّ المُسْتَوْدَعِ فِيها

𝗕𝗶𝘀𝗺𝗶 -𝗟𝗟𝗮̄𝗵𝗶𝗿-𝗥𝗮𝗵̣𝗺𝗮̄𝗻𝗶𝗿-𝗥𝗮𝗵̣𝗶̄𝗺Fisaorana sy fankasitrahana an'Allah (st)Hisaoran’Allah ilay Avo indrindra, Mpahary sy ...
03/11/2025

𝗕𝗶𝘀𝗺𝗶 -𝗟𝗟𝗮̄𝗵𝗶𝗿-𝗥𝗮𝗵̣𝗺𝗮̄𝗻𝗶𝗿-𝗥𝗮𝗵̣𝗶̄𝗺

Fisaorana sy fankasitrahana an'Allah (st)

Hisaoran’Allah ilay Avo indrindra, Mpahary sy Mpanazava ny zava-drehetra, noho ny fahasoavana sy ny fotoana nomeny ho amin’ny fanavaozana ara-fifampiresahana mahafinaritra, tamin’ny fihaonan’i :

🔹 Andriamatoa Dokotera Hadji Moustwafa (دام ظله) – mpitarika ara-pivavahana sy ara-piarahamonina Imam Baqeer (as), hajaina amin’ny fahendrena .

🔹 Houjatol Islam sy Mouslimina Sayyed M. Housseini (دام ظله) – solontenan’ny Lehiben’ny Fanjakana Ambony, izay mitondra hafatra sy fitarihana avy amin’ny Rahbar (A-sayyed Al-Imam -d.barakatouh).

Ity fihaonana ity dia mariky ny firaisan-kina, ny fanavaozana ara-panahy, ary ny fanamafisana ny fifandraisana amin’ny fitarihana ara-pivavahana sy ara-tsosialy.

Hoy ny Ntaolo Malagasy amin'ny fahendreny :

“Ny feno tsy miontsana, ny foana no mivandravandra"

Ka insha'Allah mba ho feno lalandava sy ho lavorary isika rehetra 🤲🏿

𝗕𝗜𝗦𝗠𝗜-𝗟𝗟𝗔𝗛𝗜-𝗥𝗔𝗛𝗠𝗔𝗡𝗜-𝗥𝗔𝗛𝗜𝗠 📜 𝗛𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗙𝗶𝗿𝗮𝗿𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮 𝘀𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮🛎️Amin’ny anaran’Allah (st) ilay avo indrindra no ande...
02/10/2025

𝗕𝗜𝗦𝗠𝗜-𝗟𝗟𝗔𝗛𝗜-𝗥𝗔𝗛𝗠𝗔𝗡𝗜-𝗥𝗔𝗛𝗜𝗠

📜 𝗛𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗙𝗶𝗿𝗮𝗿𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮 𝘀𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮

🛎️Amin’ny anaran’Allah (st) ilay avo indrindra no andefasana ny fankasitrahana lalina sy ny hafaliana tsy manam-petra, dia mankalaza sy mirary firariantsoa manokana ny "Association Des Étudiants Malagasy En Iran" ho an’i
Samahate A-Sheikh Hadji Moustwafa
amin’ny fahatratrarany ny dingana ambony indrindra amin’ny fianarana finoana silamo izao– dia ny Doctorat ao amin’ny sampam-pianarana ʿUlūm al-Qurʾān al-Karīm (Siansa sy Fandalinana momba ny Qurʾān Masina).

📈Ity zava-bita lehibe ity dia vokatry ny ezaka tsy an-kijanona, ny faharetana lalina, ary indrindra ny fitiavana sy fanoloran-tena amin’ny Bokin’Andriamanitra sy ny fanompoana amin’ny sehatry ny fahalalana ara-pivavahana.

📖Ary toy ny voalazan’i Allāh سبحانه وتعالى ao amin’ny Sourate Al-Mujādalah – Andininy faha-11:

يَرْفَعِ اللَّهُ الَّذِينَ آمَنُوا مِنْكُمْ وَالَّذِينَ أُوتُوا الْعِلْمَ دَرَجَاتٍ

“Allah no manandratra ireo mpino eo aminareo sy ireo nomena fahalalana ho amin’ny ambaratonga maro.”

🔊Enga anie ity fahombiazana lehibe ity ho dingana vaovao sy feno fitahiana amin’ny fanompoana an’Andriamanitra sy amin’ny fanomezana soa ho an’ny mpino silamo manontolo insha'Allah.

🙏🏿Arahabaina amin’ity zava-bita sarobidy sy mendrika indrindra amin’ny fiainana ara-pinoana ity!

🤝🤝🤝🤝🤝🤝🤝🤝🤝🤝🤝🤝🤝🤝🤝🤝

C’est avec une immense joie et une profonde reconnaissance que nous adressons nos plus sincères félicitations à
Samahate A-Sheikh Hadji Moustwafa
pour avoir atteint le stade du Doctorat dans le domaine de ʿUlūm al-Qurʾān al-Karīm (Sciences et études du Noble Coran).

Ce succès remarquable est le fruit d’un travail acharné, d’une persévérance exemplaire et d’un amour profond pour le Livre d’Allah et pour la quête du savoir religieux.

Comme le dit Allah سبحانه وتعالى dans le Saint Coran (Sourate Al-Mujādalah, verset 11) :

يَرْفَعِ اللَّهُ الَّذِينَ آمَنُوا مِنْكُمْ وَالَّذِينَ أُوتُوا الْعِلْمَ دَرَجَاتٍ

🙏🏿Puisse cette réussite être le début d’une nouvelle étape bénie, mise au service de la communauté musulmane et de la diffusion du savoir.

Félicitations pour cette grande réussite spirituelle !

✅ نُقَدِّمُ أَحَرَّ التَّهَانِي وَأَصْدَق التَّبَارِيك لِسَمَاحَةِ الشَّيْخِ حَاجِّي مُصْطَفَى عَلَى بُلُوغِهِ دَرَجَةَ الدُّكْتُورَاة فِي فَرْعِ عُلُومِ القُرْآنِ الكَرِيمِ

𝗕𝗜𝗦𝗠𝗜-𝗟𝗟𝗔𝗛𝗜-𝗥𝗔𝗛𝗠𝗔𝗡𝗜-𝗥𝗔𝗛𝗜𝗠                         بِسْمِ اللهِ الرَّحْمٰنِ الرَّحِيمِ                    اللَّهُمَّ صَلّ...
03/08/2025

𝗕𝗜𝗦𝗠𝗜-𝗟𝗟𝗔𝗛𝗜-𝗥𝗔𝗛𝗠𝗔𝗡𝗜-𝗥𝗔𝗛𝗜𝗠
بِسْمِ اللهِ الرَّحْمٰنِ الرَّحِيمِ
اللَّهُمَّ صَلِّ عَلَىٰ مُحَمَّدٍ وَآلِ مُحَمَّدٍ

📢 𝗭𝗬𝗔𝗥𝗔𝗧 𝗔𝗥𝗕𝗔𝗘𝗘𝗡 𝗜𝗠𝗔𝗠 𝗛𝗢𝗨𝗦𝗦𝗘𝗜𝗡 (ع)

🚍 𝗖𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗡𝗘 𝗔𝗥𝗕𝗔𝗘𝗘𝗡 𝗛𝗢𝗨𝗦𝗦𝗘𝗜𝗡𝗜 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬

قَافِلَةُ الأَرْبَعِينَ الحُسَيْنِيَّة المَالَغَاشِيَّة

Ny Fiangan’ny Fikambanan’ireo Mpianatra Malagasy – Imam Baqeer (ع) Madagasikara, monina eto Qom Mouqadas, dia manambara amim-pifaliana fa miara miainga hankany Iràka bi-izni'LLahi ta'nlā miaraka amin'ny Fikambanam-beny Afrikanina eto Qom Mouqa'das.

Ho an’ity dia nanokana Bus laharana faha-11 ho an’ny Fikambanana Imam Baqeer (ع) izay nomeny samahate A-Sayeed Al-Mouhtaram (dama zil'louh Al'wārith), hitondra ireo mpikambana Imam Baqeer (as) Madagasikara sy mpiray finoana amin’ity dia masina sy manan-tantara ity.

Izany dia fanehoam-pitiavana sy fanehoana fanoloran-tena amin’ny Ahlul Bayt (ع), ary koa fandraisana anjara amin’ny iray amin’ireo fihaonam-be ara-pinoana sy ara-panahy lehibe indrindra maneran-tany.

📖 آيَاتٌ وَأَحَادِيثُ

ذَٰلِكَ وَمَنْ يُعَظِّمْ شَعَائِرَ اللَّهِ فَإِنَّهَا مِنْ تَقْوَى الْقُلُوبِ

Izany (no didy). Ary izay manome voninahitra ireo famantarana masina avy amin'Andriamanitra, dia mahatonga ny fo ho vontompinoana izany.

(Al Hadj 22/32)

قَالَ رَسُولُ اللهِ ﷺ:
«حُسَيْنٌ مِنِّي وَأَنَا مِنْ حُسَيْنٍ، أَحَبَّ اللهُ مَنْ أَحَبَّ حُسَيْنًا»
(رواه الترمذي)
Hoy ny Mpaminany Muhammad وآله ﷺ:
"Houssein (as) dia avy amiko, ary izaho avy amin’i Houssein (as); tiavin’Allah (st) izay mitia an’i Houssein (as)."

المصدر
رواه الإمام الترمذي في الجامع الكبير (سنن الترمذي)، كتاب المناقب، باب مناقب الحسن والحسين، حديث رقم 3775. كما أخرجه الإمام أحمد في المسند (مسند عبد الله بن نجي، رقم 17145)، والحاكم في المستدرك (ج 3، ص 194)

12/03/2025

𝗜𝗻𝗻𝗮 𝗹𝗶𝗹𝗹𝗮𝗵𝗶 𝘄𝗮 𝗜𝗻𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝗶𝗵𝗶 𝗿𝗮𝗷𝗶𝗼𝘂𝗻𝗮

يَا أَيَّتُهَا النَّفْسُ الْمُطْمَئِنَّةُ

Ry fanahy feno fahatoniana!

ارْجِعِي إِلَىٰ رَبِّكِ رَاضِيَةً مَرْضِيَّةً

Miverena amim-pifaliana sy amim-pankasitrahana amin'ny Tomponao ianao

𝗭𝗼𝘃𝘆 𝗺𝗼𝗮 𝗻𝗼 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗶𝗵𝗼𝗿𝗼𝗵𝗼𝗿𝗼!
𝗥𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝘀𝗲𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼:
𝗜𝘀𝗲𝗵𝗼𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝘁𝗲𝘀𝗮𝗻𝗮:
𝗙𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗳𝘆 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝘃𝗲𝘀𝗮𝘁𝗿𝗮.

𝗭𝗼𝘃𝘆 𝘃𝗲 𝗻𝗼 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗵𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮!?
𝗥𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗵𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘁𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮;
𝗙𝗮 𝗺𝗶𝗸𝗼𝗿𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮,
𝗞𝗮 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗼 𝘇𝗮𝗸𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝗶𝗻𝗮.

𝗔𝗻𝗷𝗮𝗿𝗮 𝗹𝗮𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮
𝗔𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝘃𝗼𝗮𝗳𝗲𝘁𝗿𝗮;
𝗜𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝘁𝗲𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆
𝗞𝗮 𝗡𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼 𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗺𝗮𝗻𝘆😭
𝗡𝘆 𝗳𝗼 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗵𝗲𝗹𝗼💔
𝗦𝗮𝘁𝗿𝗶𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝗵𝗲𝗹𝗼𝗵𝗲𝗹𝗼.

Al-fatihat lahuma
الـــلـــَّهـــُمَّ صـــَلِّ وَســــلـــــِّمْ وَبــــَارِكْ عــــلــــى نــبـــِيـــِّنــَا םבםב
وعلــى آل محـمــــد

18/02/2025

𝗟𝗮𝗵𝗮𝘁𝗲𝗻𝗶𝗻'𝗜𝗺𝗮𝗺 𝗖𝗵𝗮𝗮𝗯𝗮𝗻 𝗹𝗲𝗼𝗻 𝗿𝗮𝗵𝗺𝗮𝘁𝗼𝘂𝗹𝗹𝗮𝗵 𝗮𝗻𝗹𝗮𝗶𝗵𝗶 𝗧𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻'𝗜𝗺𝗮𝗺 𝗔𝗹 𝗛𝗼𝘂𝘀𝘀𝗲𝗶𝗻 (𝗮𝘀), 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟭𝟴 𝗜𝗿𝗮𝗸-𝗞𝗮𝗿𝗯𝗮𝗹𝗮𝗵 𝗺𝗼𝘂𝗾𝗮'𝗱𝗮𝘀𝗮𝘁.

- Imam Chaanban M'koufoundi (r.a) dia anisan'ireo mpikambana tao amin'ny parlemantam-panjakana tao Madagasikara tamin'ny taona 2010-2015.

- Imam Chaanban M'koufoundi (r.a) teo eo amin'ny taona 1970-1974 dia nahavita namadika ireo tanora tamin'ny vondrona "Las Vegas" tao Antsiranana ho vondrona " Aouladoul-bilade na tanora hoavin'ny finoana silamo eto amin'ny Firenena"

𝗩𝗼𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 : nitombo ireo vehivavy nanao fitafiana silamo, nihamafy ny fandraisan'ireo tanora andraikitra tamin'ny fiangonana silamo (masdjid) maro samy hafa ary niroborobo ny fampianarana boky masina kor'any tao Antsiranana.

- Misaotra amin'ny rehetra tamin'ny fanarahana ny fandaharana tapany voalohany androany iny, ary miala tsiny amin'ny namana sy havana silamo rehetra tamin'ny fahatarana kely sy tsy fahafahan'ilay vahiny manankaja, fa mbola misy fitohizan'ilay fandaharana amin'ny herinandro ambony izay hanomezana ny "liens" "links" roa mba ahamora ny fanarahana ny fandaharana insha'Allah.

NB: Partie 2 [fanazavana ny tena marina mahakasika sary+vidéo izay hitany be sy ny maro]

𝗛𝗶𝘁𝗼𝗵𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻'𝗜𝗺𝗮𝗺 𝗖𝗵𝗮𝗮𝗻𝗯𝗮𝗻 (𝗿.𝗮) 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗻𝗼𝗮𝗻𝗮 𝘀𝗶𝗹𝗮𝗺𝗼 𝘁𝗮𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮𝗻'𝗔𝗹𝗹𝗮𝗵 (insha'Allah 𝘀𝘁)

BISMI-LLAHI-RAHMANI-RAHIM                 الـــلـــَّهـــُمَّ صـــَلِّ  عــــلــــى نــبـــِيـــِّنــَا םבםב            ...
18/02/2025

BISMI-LLAHI-RAHMANI-RAHIM

الـــلـــَّهـــُمَّ صـــَلِّ عــــلــــى نــبـــِيـــِّنــَا םבםב
وعلــى آل محـمـــد

فَاقْصُصِ الْقَصَصَ لَعَلَّهُمْ يَتَفَكَّرُون

Noho izany, dia tohizo ny fitantarana ny tantara, mba hahatonga azy ireo hieritreritra!

(Al A’raf 7/176)

Andro faha-sivy izay nahalasany Ray amandrenintsika Al-Marhoum Imam Chaanban M'koufoundi (ra) androany.

Ka tsy mitsahatra manao izay kely mba vita ireo avy amin'ny FIKAMBANAN'IREO MPIANATRA MALAGASY ETO IRAN amin'ny lafiny :

- Famelomana ny Tantaram-piainan'Imam
Chaanban (ra) araka ny tena izy.

- Fitantarana mahakasika ny fidirany finoana silamo
tety atsinanan'Afrika anisan'izany tety amin'ny
tanindrazantsika Madagasikara.

Nahazo fanasana manokana amin'io fandaharana:

Manampahaizana ambony izay manan-kaja avy eto Iran Ary ireo avy amin'ny Fikambanan'ny Mpianatra Malagasy eto Iran .

Ity ny "liens" mba ahafahan'olona manaraka izany fandaharana mivantana izany insha'Allah :

https://velayat.tv/

رحم الله من قرأ سورة الفاتحة الى روح المرحوم مسبوقة
بالصلاة على محمد وآل محمد

11/02/2025

INNA LILLAHI WA INNA ILAIHI RAJIOUNA

إلهي رضا بقضائك صبراً على بلائك تسليماً لأمرك لا معبود سواك
يا غياث المستغيثين

Ny vorona no manadino ny akany nahafoizany ;
Ny valala vahiny no mahafoy ny tany niaviany ;
Fa izahay zanaka aty ampitan-dranomasina kosa tsy mba manadino ny tenin'ny Ray amandreny.

Tsy ho adinonay sahala amin'ny fitsambokinan'ny rajako efa antitra ny teny nomenao.

Tsy atao fanafody aorianany fahafatesana ny anatra nolazainao.

Manaraka sy manohy hatrany ny lalanao izay marina tahaka ny trondro vaventy eny andrano tsy hita sy tsy azo raha tsy any amin'ny lalina.

Hoy teninao malaza hoe boky tsy Sanjy satria ny vaky hazo no herin'ny fanorenana, ary ny vaky boky no herin'ny fianarana.

Mangataka amin'Allah izahay fa anareo izay nialoha lalana dia ho anatin'ilay Andinin'ity insha'Allah:

وَالسَّابِقُونَ السَّابِقُونَ

Ireo voalohany, dia izy ireo no ho voalohany.

(Al Waqi’a 56/10)

أُولَٰئِكَ الْمُقَرَّبُونَ

Izy ireny no akaiky indrindra any Tompo Allah (st),

(Al Waqi’a 56/11)

فِي جَنَّاتِ النَّعِيمِ

ao amin'ny zaridainam-pahasambarana

(Al Waqi’a 56/12)

Al-fatihat ma'an-swalawate

01/01/2025

𝗡𝘆 𝗙𝗶𝗸𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗼𝗳𝗶𝘀𝗶𝗮𝗹𝘆+𝗔𝗿𝗮-𝗱𝗮𝗹𝗮̀𝗻𝗮 𝗮𝘁𝘆 𝗜𝗿𝗮𝗻 𝗱𝗶𝗮 𝗳𝗮𝗹𝘆 𝗠𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗽𝗶𝗿𝗮𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗼𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝟮𝟬𝟮𝟱 𝗶𝘇𝗮𝗼.

- Tsy mitsahatra isan-taona ny fikambanan'ny
Mpianatra Malagasy aty Iran amin'ny
fankafatarana sy fanitarana ny fifandraisana
eo amin'ny TV 📺 ara-panjakana maro samy
hafa ety an-toerana [IRIBTV3,IRIB Quran,IRIB
TV2...].

🎁📺 Ny FANDAHARAN'ASA hita asongadin'ireo
avy ao amin'ny Fikambanana Malagasy 👳🧕 dia
ireto avy :

𝗙𝗮𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻'𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 🇲🇬 🏝️𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘃𝗮𝗵𝗶𝗻𝘆.

𝗡𝘆 𝗙𝗶𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗷𝗲𝗼̂𝗴𝗿𝗮𝗳𝗶𝗮𝗻'𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮🇲🇬🏝️.

𝗡𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆.

𝗡𝘆 𝗙𝗶𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗯𝗶𝗯𝘆 𝘀𝘆 𝘇𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝗵𝗶𝘁𝗮 𝗮𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮🇲🇬🏝️.

𝗙𝗶𝗿𝗲𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗻𝗼𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮🇲🇬.

𝗙𝗮𝗺𝗲𝗹𝗮𝗯𝗲𝗹𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗲𝘁𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗼𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝘁𝗮𝗵𝗮𝗸𝗮 𝗳𝗲𝘁𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝘁𝗮𝗼𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼.

𝗙𝗶𝘁𝗮𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗻𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗮𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 🏝️🇲🇬 𝘀𝘆 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗺𝗯𝗮𝗳𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗼𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘀𝗶𝗹𝗮𝗺𝗼 𝘁𝗮𝗵𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗲𝗵𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗥𝗮𝗺𝗮𝗱𝗮𝗻𝘆.

📹🎥📽️ 𝗟𝗶𝗲𝘂𝘅 𝗱𝗲 𝘁𝗼𝘂𝗿𝗻𝗮𝗴𝗲 : 𝗤𝗼𝗺 𝗲𝘁 𝗧𝗲́𝗵𝗲́𝗿𝗮𝗻 .

📟𝗗𝘂𝗿𝗲́𝗲 𝗱'𝘂𝗻𝗲 𝘃𝗶𝗱𝗲́𝗼 𝗼𝗿𝗶𝗴𝗶𝗻𝗮𝗹 : 𝟰𝟬 𝗺𝗶𝗻𝘂𝘁𝗲𝘀 𝗽𝗹𝘂𝘀
📟𝗗𝘂𝗿𝗲́𝗲 𝗱'𝘂𝗻𝗲 𝘃𝗶𝗱𝗲́𝗼 𝗙𝗮𝗰𝗲𝗯𝗼𝗼𝗸 : 𝟭𝟭 𝗮̀ 𝟬𝟳 𝘀𝗲𝗰𝗼𝗻𝗱𝗲𝘀.

2025 Dia misy 🎁 fitohizan'ilay asan'ny
fikambanana Malagasy ofisialy aty Iran.

23/12/2024

🎉 Miarahaba ny mpino rehetra ny "Association des
étudiants Malagasy En Iran" amin'izao herinandro
🎉 izay nahaterahan'i fatwimatou-Zahrat (as) 🎉

🎁 Ny fankafatarana sy fanitarana ny fifandraisana eo amin'ny FIKAMBANAN'IREO MPIANATRA MALAGASY ETO IRAN sy ny Toby lehibe 🏭izay antsoina hoe " Fondation Al-Dalil pour les études et la recherche"

🔊 Ny " Fondation Al-Dalil pour les études et la recherche" anisany Toby anak'iray lehibe eto Qom Al-mouqa'dassat izay miankina amin'ny sampana avy any amin'ny Antaba Al-Housseiniyat Karbala-Irak.

🫂 - Manana fifandraisana matotra ara-mpampianatra roa lehibe ao anatin'izany koa ny "Association des étudiants Malagasy En Iran" ka izay indrindra no nahazahoana fanasana tamin'ireo hetsika ara-asa (fivoriana ara-fandinihina sy fikarohana ny zavatra ao anatin'izany finoana silamo izany) niaraka tamin'ireo namana mpianatra finoana teto Qom Al-mouqa'dassat.

🎇🔊- Tiany FIKAMBANAN'IREO MPIANATRA
MALAGASY ETO IRAN no mizara ireto
zavatra ireto mba ahazahoan'olona hafa ny
tombony amin'ireo asa vokarin'io "
Fondation Al-Dalil pour les études et la
recherche"

🌍 📲🛜 - Afaka hiverenana:

الفيسبوك
fb.com/Aldaleel.Inst

التلجرام
t.me/aldaleelinst

🌐 https://aldaleel-inst.com/category/4

Ny filana fanoratana anarana amin'izany Fanaovana fiofanana dia afaka miverna amin'ny "association des étudiants Malagasy En Iran" maka fampahalalana feno, na vondrom-behivavy aza mbola afaka manao izany ao amin'ny Toby lehibe io, porofon'izany anatin'ilay " vidéo "
تسجيل في دورات مؤسسة الدليل...

🌍Ny adiresy raha toa ka mila ireo boky vitan'io toby io:

Ao Irak 🇮🇶 :

Karbala:

كربلاء المقدسة: مكتبة العتبة الحسينية المقدسة، الواقعة بين الحرمين - النقال 07809000465

Nadjaf:

النجف الأشرف: شارع الرسول، مقابل بيت المرجع الديني السيد علي السيستاني، المعرض الدائم للعتبة الحسينية - النقال 07725890454
Renivohitra Irak:

بغداد: العتبة الكاظمية المقدسة - معرض بركات الإمامين (ع) للكتاب - النقال 07905834289

- Firenena hafa:

سلطنة عمان: مسقط مكتبة جبران - للتواصل والطلب عبر رقم الواتساب - النقال 0096895113133

Oman 🇴🇲 :

الكويت: بنيد القار شارع الشريف الرضي - مكتبة تدوين الفكرية - للتواصل والطلب عبر رقم الواتساب 0096550699880

Koweït 🇰🇼 :

الكويت: بنيدالقار - شارع بورسعيد - مكتبة ايليا - للتواصل والطلب عبر رقم الواتساب 0096555829607

Arabie Saoudite 🇸🇦 :

المملكة العربية السعودية: الرياض - مركز السدحان - شارع موسى بن نصير - حي السليمانية. رقم الواتساب 00966599139318

Egypte 🇪🇬 :

مصر: القاهرة - متجر همزات – النقال 00201011779665

Adresse en'Iran 🇮🇷 :

🫴👉Afaka miverna amin'ny "Association des étudiants Malagasy En Iran" maka fanambarana feno.⬅️🏃🏃🏃

➡️🫂🎁 Ny Fikambanan'ny mpianatra Malagasy eto Iran eo amin'ny fankafatarana sy fanitarana ny fifandraisana dia 𝗔𝗰𝘁𝗮 𝗡𝗼𝗻 𝗩𝗲𝗿𝗯𝗮 🔏💯%

Misaotra 🫡 ny rehetra !

Address

Qom
Qom
439

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des Etudiants Malagasy en Iran posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share