Ny anjara toeran'ny vehivavy amin'ny finoana Islam

Ny anjara toeran'ny vehivavy amin'ny finoana Islam Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny anjara toeran'ny vehivavy amin'ny finoana Islam, Religious organisation, مطهری جنوبی, Mashhad Rizeh.

23/12/2020
09/09/2020

Eo @ fiarahamonina dia mitsinjara telo mazava toy izao ny anjara toeran'ny vehivavy:
Na izy zanaka
Na izy vady
Na izy Reny.
Eo @ finoana Islam ihany koa dia toy izany ihany fa saingy miampy ny hoe:
Raha izy zanaka,dia miantoka ary miaro ny Rainy @ afo-be.
Raha izy vady,dia antoky ny maha mpino mendrika ny vadiny
Raha izy Reny,dia antoky ny fidirana ao @ paradisa.

Mbola hitohy.........

09/09/2020

Address

مطهری جنوبی
Mashhad Rizeh

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny anjara toeran'ny vehivavy amin'ny finoana Islam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share