Ianareo no fanasin'ny tany

Ianareo no fanasin'ny tany π™ΏπšŽπš“πš’ πš‘πš’πšπšŠπš–πš™πš’πš£πšŠπš›πšŠπš—πšŠ πš—πš’ πš–πšŠπš‘πšŠπšœπš˜πšŠ πš›πšŽπš‘πšŽπšπš›πšŠ

29/05/2026
06/05/2026

Salamo 29:11
β€œπ™ΉπšŽπš‘πš˜πšŸπšŠπš‘ πš‘πšŠπš—πš˜πš–πšŽ πš‘πšŽπš›πš’ πš—πš’ πš˜πš•πš˜πš—πš’; π™ΉπšŽπš‘πš˜πšŸπšŠπš‘ πš‘πš’πšπšŠπš‘πš’ πš—πš’ πš˜πš•πš˜πš—πš’ πšŠπš–πš’πš—'πš—πš’ πšπš’πšŠπšπšŠπš—πšŠπš—πšŠ"

GALATIANA 6:
07/03/2026

GALATIANA 6:

πŸ€Mangataha amin’Andriamanitra hampianatra ny lalany sy ny sitrapony tiany ho hainao.🌱Avelao Izy (Fanahy Masina) hitari-d...
05/03/2026

πŸ€Mangataha amin’Andriamanitra hampianatra ny lalany sy ny sitrapony tiany ho hainao.
🌱Avelao Izy (Fanahy Masina) hitari-dalana amin’ny fahamarinana.
🌾Matokia sy miandrasa Azy isan’andro.
Tsarovy fa be famindram-po Andriamanitra.

Indraindray isika dia tahaka ny mpianatry ny Tompo tao anaty sambo:- misy olana tampoka,- misy tahotra,- misy zavatra ts...
26/02/2026

Indraindray isika dia tahaka ny mpianatry ny Tompo tao anaty sambo:
- misy olana tampoka,
- misy tahotra,
- misy zavatra tsy voafehintsika.
Rehefa mahery ny β€œtafio-drivotra” eo amin’ny fiainana dia mora ny matahotra sy mieritreritra fa irery isika.
Kanefa eo foana Jesoa, na dia toa mangina aza Izy indraindray.
Ny fanontanian’i Jesoa hoe:
πŸ‘‰ β€œNankaiza ny finoanareo?”
dia tsy fanamelohana, fa fampahatsiahivana hitoky Aminy.
βœ… Aza mijery ny haben’ny olana
βœ… Fa mijere an’Ilay miaraka aminao ao anaty sambo
πŸ™ Vavaka
Ry Jesoa Tompo Γ΄,
rehefa misy tafio-drivotra eo amin’ny fiainako,
rehefa matahotra sy very fanantenana aho,
ampio aho hahatsiaro fa eo Ianao.
Ampitomboy ny finoako, mba hatoky Anao na dia tsy mbola hitako aza ny vahaolana.
Ampaherezo ny foko, ary omeo fiadanana aho ao anatin’ny zava-drehetra.
Amen πŸ™

Adresse

48 Rue Champ Lagarde
Versailles
78000

Site Web

Notifications

Soyez le premier Γ  savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Ianareo no fanasin'ny tany publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisΓ©e Γ  d'autres fins, et vous pouvez vous dΓ©sabonner Γ  tout moment.

Partager