FPMA Lyon - Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy

FPMA Lyon - Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy Église Protestante Malagasy En France - Lyon

Bonjour,
24/04/2025

Bonjour,

Fisaorana noho ny taona 2023, Firariantsoa 2024Misaotra Ny Tompo isika noho ny taona 2023, tamin'izay rehetra tanteraka,...
04/01/2024

Fisaorana noho ny taona 2023, Firariantsoa 2024
Misaotra Ny Tompo isika noho ny taona 2023, tamin'izay rehetra tanteraka, na tsia. Azontsika tsapain-tànana ny fombàn'Andriamanitra tamin'ny Asa rehetra,ary efa miandry antsika koa ny vina ho an'ny taona ho avy. Ary ho antsika sy ny ankohonantsika, dia teo koa ny fanatrehan' Ny Tompo ny antsimpirian'ny fiainantsika, noho ny tàna-maherin'I Jesosy Tompo. Mety nandalo zava-tsarotra ihany koa isika, tsy mbola miova anefa ny Tompo, ka mandray antsika ao anatin'ny fanavaozany ny teny fikasany ho ahy sy ho anao. Izay mampitoetra ny fanahintsika amin'ny fiainana ka tsy mamela ny tongotsika hangozohozo. Sal.66.9

Ary ho amin'ny taona 2024 izao dia miantso antsika indray Ny Tompo Andriamanintsika hanatona Azy, ary mampanantena fitahiana manokana ho an'ny tsirairay, ary raiso ny fanapaha-kevitra mba tena hiankina amiNy, ary hatoky Azy.

Ary hoy ny mpanao salamo : Mamangy ny tany Hianao ka mahamando azy; mampahavokatra azy betsaka Hianao - Ny onin'Andriamanitra dia tondra-drano - Mamboatra vary ho an'ny olona Hianao; fa izany no famboatrao ny tany. Mahampoka ny tany voasa Hianao ka mampiravona azy; ranonorana mivatravatra no amontosanao azy; mitahy ny fitsimohany Hianao. Satrohanao voninahitra ny taona fitahianao; ary ny dianao mitete menaka. sal.65.9-11

Ho taom-pamokarana amin'ny lafiny rehetra ho an'ny fiangonana sy ho an'ny isam-batan'olona

26/05/2023
J-1,  Réservez vos places
07/12/2022

J-1, Réservez vos places

Culte Jeudi de l'ascension 26 Mai 2022 à 10h30 à l' EPTM
26/05/2022

Culte Jeudi de l'ascension
26 Mai 2022 à 10h30 à l' EPTM

En direct de l'EPTM, Vaulx-en-velin à 10h30

19/05/2022

Adresse

Vaulx-en-Velin

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FPMA Lyon - Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager