13/11/2024
Vita soa amantsara ny Conseil National ANMCF 2024 natao tany Frigolet tamin’ny 9-11 Novambra. Fiombonan’ny fiangonana katolika malagasy manerana ny Frantsa.
Communauté 22 no tonga nanotrona izany. Anisany nandray anjara tamizany ny Strasbourg.