Fiaraha-mivavaka FLM Rennes

Fiaraha-mivavaka FLM Rennes FINOANA IRERY IHANY - SORATRA MASINA IRERY IHANY - FAHASOAVANA IRERY IHANY

Misy fanompoam-pivavahana isika ny :🗓️ Alahady 06 septambra 2026🕑 3 ora tolankandro🌟Hisy ny FANDRAISANA NY FANASAN'NY TO...
03/09/2026

Misy fanompoam-pivavahana isika ny :
🗓️ Alahady 06 septambra 2026
🕑 3 ora tolankandro
🌟Hisy ny FANDRAISANA NY FANASAN'NY TOMPO🌟

"Faly aho, raha hoy izy ireo tamiko:
Andeha isika ho any an-tranon'i Jehovah." SALAMO 122:1

24/08/2026

🎶 Moment de louange avec notre chorale

"Mihira fihiram-baovao ho an'i Jehovah; mihirà ho an'i Jehovah ry tany rehetra." SALAMO 96:1 🌼💮

🌟CULTE du 23/08/2026🌟Toujours un beau moment de communion, de partage et de joie dans la présence de Dieu. 🤍❤️
24/08/2026

🌟CULTE du 23/08/2026🌟

Toujours un beau moment de communion, de partage et de joie dans la présence de Dieu. 🤍❤️

Misy fanompoam-pivavahana isika ny :🗓️ Alahady 23 aogositra 2026🕑 11 ora sy sasany maraina🌟Hisy ny ASA SY FAMPAHEREZANA🌟...
20/08/2026

Misy fanompoam-pivavahana isika ny :
🗓️ Alahady 23 aogositra 2026
🕑 11 ora sy sasany maraina
🌟Hisy ny ASA SY FAMPAHEREZANA🌟

"Koa mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao." JOSOA 1:9

📷 Culte dimanche 19/07/2026⭐Toriteny : Matio 16:5-12⭐
21/07/2026

📷 Culte dimanche 19/07/2026

⭐Toriteny : Matio 16:5-12⭐

Faly manasa antsika indray hanatrika ny fanompoam-pivavahana ny:🗓️ Alahady 19 jolay 2026🕑 2 ora tolakandroHisy fampianar...
16/07/2026

Faly manasa antsika indray hanatrika ny fanompoam-pivavahana ny:
🗓️ Alahady 19 jolay 2026
🕑 2 ora tolakandro

Hisy fampianarana entin'nt RAD Pastora: 🌟NY FAHAMARINANA SY NY FAHAMASINANA🌟

Hisy ihany koa ny 🌼FANDRAISANA NY FANASAN'NY TOMPO🌼

"Ary mba hotafianareo ny toetra vaovao, izay noforonina araka an'Andriamanitra amin'ny fahitsiana sy ny fahamasinana momba n'y fahamarinana." Efesiana 4:24

Manasa antsika hanatrika ny fanompoam-pivavahana ny:🗓️ Alahady 21 jona 2026🕑 2 ora tolakandro✨Hisy FANDRAISANA NY FANASA...
18/06/2026

Manasa antsika hanatrika ny fanompoam-pivavahana ny:
🗓️ Alahady 21 jona 2026
🕑 2 ora tolakandro

✨Hisy FANDRAISANA NY FANASAN'NY TOMPO✨

Hitondra fampianarana ho antsika ihany koa ny RAD Pastora:
🌸🌸KRISTIANA MIAINA SY MIZARA NY FIADANAN'I JESOSY🌸🌸

"Endrey, tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina." Salamo 133:1

Merci à Dieu pour ces précieux moments passés ensemble 🙏❤️Après culte 07 juin 2026
07/06/2026

Merci à Dieu pour ces précieux moments passés ensemble 🙏❤️

Après culte 07 juin 2026

Manasa antsika hanatrika ny fanompoam-pivavahana ny :🗓️ Alahady 07 jona 2026🕑 2 ora tolankandro🌟Hisy ny ASA SY FAMPAHERE...
03/06/2026

Manasa antsika hanatrika ny fanompoam-pivavahana ny :
🗓️ Alahady 07 jona 2026
🕑 2 ora tolankandro
🌟Hisy ny ASA SY FAMPAHEREZANA🌟
"Koa mifananara sy mifampahatanjaha, tahaka ny ataonareo ihany." I Tesaloniana 5:11

24/05/2026

« Si vous m’aimez, respectez mes commandements. Quant à moi, je prierai le Père et il vous donnera un autre défenseur afin qu’il reste éternellement avec vous : l’Esprit de la vérité, que le monde ne peut pas accepter parce qu’il ne le voit pas et ne le connaît pas. [Mais] vous, vous le connaissez, car il reste avec vous et il sera en vous
Jean 14.15-17. »
joyeuse Pentecôte à tous🙏🏽
Que l'Esprit de Dieu qui surpasse toute intelligence nous remplisse de sa sagesse et nous guide chaque jour.
Soyez bénis ! 🙏🏽🙏🏽🙏🏽

Adresse

Église Street Clément, 90 Rue Eugène Pottier
Rennes
35000

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Fiaraha-mivavaka FLM Rennes publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager