FLM Bordeaux - Fiangonana Loterana Malagasy Bordeaux

FLM Bordeaux - Fiangonana Loterana Malagasy Bordeaux FLM Bordeaux ou Eglise Luthérienne Malgache de Bordeaux est une organisation religieuse luthérienne

🕊️ PENTEKOSTA 2026 — FLM BORDEAUXMisaotra an’i Jesosy fa vita soa aman-tsara ny fanokanana diakona, ny fanaovana batisa ...
25/05/2026

🕊️ PENTEKOSTA 2026 — FLM BORDEAUX

Misaotra an’i Jesosy fa vita soa aman-tsara ny fanokanana diakona, ny fanaovana batisa sy ny fandraisana kofirmanda !

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany. 🙏

24/05/2026

✝️🕊️ PENTEKOSTA SAMBATRA 🕊️✝️
“Fa hahazo hery ianareo amin’ny hilatsahan’ny Fanahy Masina aminareo.” — Asa 1:8

FLM Bordeaux dia mirary Pentekosta sambatra ho antsika rehetra.
Enga anie ny Fanahy Masina hitondra fiadanana, hery ary fitahiana eo amin’ny fiainantsika isan’andro. ✝️🕊️

22/05/2026

Adresse

23 Rue FELIX FAURE
Pessac
33600

Heures d'ouverture

14:00 - 17:00

Téléphone

+33676440160

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FLM Bordeaux - Fiangonana Loterana Malagasy Bordeaux publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à FLM Bordeaux - Fiangonana Loterana Malagasy Bordeaux:

Partager