Chorale Antsan’i Fiderana FPVM Nantes Ziona FIvavahana

Chorale Antsan’i Fiderana FPVM Nantes Ziona FIvavahana Chorale de l’église FPVM Nantes Ziona Fivavahana

Manasa antsika rehetra eto Nantes sy ny manodidina izahay 🙏🥰 tongava soa Tompoko tahian’i Jesosy 🙏
05/06/2025

Manasa antsika rehetra eto Nantes sy ny manodidina izahay 🙏🥰 tongava soa Tompoko tahian’i Jesosy 🙏

Opération Box surprise Azo tsika Raisina any am mpikambana tsirairay avy ny Ticket Tompoko 🙏 Tahian’ny Jesosy datolo
16/04/2024

Opération Box surprise
Azo tsika Raisina any am mpikambana tsirairay avy ny Ticket Tompoko 🙏
Tahian’ny Jesosy datolo

01/04/2024
Soyons patient face aux épreuves 💜🌸
28/03/2024

Soyons patient face aux épreuves 💜🌸

🙏
18/03/2024

🙏

Ho fanantaterahana ny asan’Andriamanitra hataonay dia fifaliana ho anay Chorale Antsan’i Fiderana FPVM Nantes Ziona FIva...
12/03/2024

Ho fanantaterahana ny asan’Andriamanitra hataonay dia fifaliana ho anay Chorale Antsan’i Fiderana FPVM Nantes Ziona FIvavahana no manasa antsika handray anjara sy hanohana anay am opération Box surprise izay karakarainay Tompoko .
❤️Amin’ny vidiny 5€
Ny tapakila dia afaka raisitsika am mpikambana tsirairay Ary afaka mandefa mp ihany koa isika raha te handray anjara ,❤️ mankasitraka Tompoko
Tahiany Jesosy daholo

Allez dans le monde le monde entier proclamer la bonne nouvelle à toute les créations
Marc 16/30 🙏🙏🙏

Mirary tontolo andro feno fanantrehany Jesosy Tompoko 🙏🙏🙏
05/03/2024

Mirary tontolo andro feno fanantrehany Jesosy Tompoko 🙏🙏🙏

OLONA MIAVAKA IANAO SATRIA EFA NANDRAY AN’I JESOSY❤️✝️🙏🏻
26/02/2024

OLONA MIAVAKA IANAO SATRIA EFA NANDRAY AN’I JESOSY❤️✝️🙏🏻

🌸 💜Objectifs : Se connecter à Jésus en 4 étapes 💜 🌸 Nous n'avons pas besoin de wifi. Par Yesheisfr
23/02/2024

🌸 💜Objectifs : Se connecter à Jésus

en 4 étapes 💜 🌸

Nous n'avons pas besoin de wifi.

Par Yesheisfr

Finamanana❤️ Firalahina ❤️ fiarahana manompo ❤️ fifaliana ❤️
22/02/2024

Finamanana❤️ Firalahina ❤️ fiarahana manompo ❤️ fifaliana ❤️

Adresse

Nantes

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Chorale Antsan’i Fiderana FPVM Nantes Ziona FIvavahana publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager